18/02/2023
Zandry GASY SPORT
LA SOLIDARITE ET L'ESPRIT D'EQUIPE QUI COMPTENT!
18/02/2023
18/02/2023
CHAMPIONNAT REGIONAL, DEUXIEME DIVISION.
LIGUE DE FOOTBALL HAUTE MATSIATRA. ⚽⚽⚽
Manomboka androany 18 fevrier 2023 ny championnat Regional izay andraisanay anjara ao @ site Andrainjato.
Ireto ny fandaharan-dalao:
18 fev: 15heure
ZGS # VAS-Y
20 fev:15h heure
ZGS # LAM
22 fev ZGS >>REPOS
24 fev: 15heure
ZGS # ASUF Isandra
25 fev : 13heure
ZGS # VACANCIER Ikalamavony
Zandry Gasy Sport dia vonona mandrakariva hanatratra ny tanjona.
= resultat # ⚽⚽⚽
15/11/2022
Tena tsy mampino letsy ry zandry!😢
15/11/2022
Nandao anay sahady Ianao ry zandry, Andriamanitra letsy no mandahatra ny fiainantsika olombelona😢😢Atao ahoana fa marary izany fa zay no lahatra avy aminy. Mandria ampiadanana ianao ry rahalahy! Mahaiza mionona isika namany rehetra ary mankahery ny fianakaviany izahay ato Zandry Gasy Sport.
Mandria ampiadanana Celestin.😢😢😢
Miara-ory aminareo fianakaviana izahay tanora ato @ Zandry Gasy Sport . Mahereza aby.😢😢😢
03/11/2021
⚽ FMF ⚽
Ligue de football Haute Matsiatra
Section Football Vohibato
⚽⚽⚽
Ireo Voka-dalao natao teto Talata Ampano ny 17 - 24 - 31 oktobra 2021 t@ lalao mandroso izay nifaninanan'ireo Klioba 4 :
ZANDRY GASY SPORT TALATA AMPANO
FC COUSIN MANEVA
3ETOILES ANDRANOMIDITRA
FC3A ANDRANOVORIVATO
1ère journée : 17/10/21
FC COUSIN 3 - 1 FC3A
3ETOILES 1 - 1 ZGS
2ème journée : 24/10/21
3ETOILES 2 - 1 FC3A
ZGS 1 - 0 FC COUSIN
3ème journée : 31/10/21
3ETOILES 2 - 2 FC COUSIN
ZGS 4 - 1 FC3A
Ireto ary ny classement t@ lalao mandroso iny :
1 - ZANDRY GASY SPORT ( 7pts )
2 - 3ETOILES ANDRANOMIDITRA (5pts )
3 - FC COUSIN MANEVA ( 4pts )
4 - FC3A ANDRANOVORIVATO ( 0pt )
Marihina moa fa mbola hisy ny lalao miverina ary mbola miandry ny calendrier manaraka isika, sy hoe oviana? Aiza? no hanatanterahana izany.
Mankasitraka anareo mpanohana rehetra sy ny mpankafy, indrindra ireo mpankafy anay ZANDRY GASY SPORT, tsy nitsanga-menatra ny tananantsika fa naneho ezaka ireo tanora niaro ny voninahitry ny tananantsika. Tohano hatrany ary omeo encouragement fa ireo no antsika, misaotra e! 🙏
#
👉DISCIPLINE = RESULTAT👈
25/10/2021
🤗🤗🤗Isaorana hatrany ianareo manohana sy manampy ny club Zandry Gasy Sport!
Isaorana ny Association Angady Mada sy ny Domaine SOAFANIRY nanolotra baolina 4 sy faux bas 18pcs. Mankasitraka anareo hatrany izahay manohana ny tanora. 🤗🤗🤗
12/10/2021
⚽ CHAMPIONNAT SECTION VOHIBATO ⚽
Tonga indray ity ny fotoana hifanintsanan'ny Klioba isan-tsokajiny ato anaty Distrika Vohibato izay manana ny certificat de conformité. Izay karakarain'ny Delegué jeunesse et sport amin'ny faritra Vohibato.
Marihina moa fa izay manana io certificat de conformité io ihany no afaka manatanteraka izany. Dia ireto Klioba 4 ireto no manana izany ara-dalàna ka vonona ny amin'izany.
ZANDRY GASY SPORT Talata Ampano
FC 3A Andranovorivato
FC COUSIN Maneva
FC 3 ETOILES Andranomiditra.
Match aller et retour io ka ny calendrier ny match Aller ity aseho ity. Misy repos herinandro rehefa vita io dia mandeha koa ny match retour.
💪 #💪
👉👉⚽DISCIPLINE = RESULTAT⚽👈👈
*La Solidarité et l'esprit d'équipe qui comptent*
09/05/2021
CHAMPIONNAT regional 2eme DIVISION, ligue haute MATSIATRA ⚽⚽⚽.
Phase quart de final
Nisaraka ady sahala 2 - 2 ny ZANDRY GASY SPORT sy ASJA VOAMBA t@ fepotoana 90mn.
Niroso t@ fanalavampotoana 30mn ary nisaraka 4 sy 2 ny score.
ZANDRY GASY SPORT 2 - 4 ASJA
Misaotra t@ ezaka izay natao fa efa zavadehibe ireny ry zalah. Manarina indray @ saison manaraka.
Isaorana hatrany isika membre Staff, sy izay manohana rehetra. Tsy ho voavalinay ny soa vitanareo.
Tapitra hatreo ny dingan'ny competition ho an'ny CLUB ZANDRY GASY SPORT.
Tsy manakana ny mbola hatao izany rehetra izany fa mitraka sy miaraka fona isika manomana ny ho avy indray.
GASY SPORT #⚽⚽⚽
👉👉👉DISCIPLINE = RESULTAT👈
05/05/2021
⚽⚽⚽CHAMPIONNAT REGIONAL 2eme DIVISION, HAUTE MATSIATRA. ⚽⚽⚽
PHASE QUART DE FINAL
ALAHADY 09 MAI 2021
À partir 12:30 à Stade moderne Ampasambazaha.
ZANDRY GASY SPORT Vs ASJA IVOAMBA
Manomana hatrany fa tsy mora ny ady atrehina. Raha afaka eo dia miroso @ dingana 1ère DIVISION ny Club ZANDRY GASY SPORT. Raha tsy afaka kosa dia tapitra hatreo ny competition Regional izay nandraisanay anjara.
GASY SPORT #
👉👉👉DISCIPLINE = RESULTAT👈👈👈
18/04/2021
⚽⚽⚽ Match amical préparation quart de final ⚽⚽⚽
Alahady 18 April 2021 t@ 1:00 ora
Stade moderne Ampasambazaha
ZANDRY GASY SPORT 2 - 2 TSARAOFANA (1ere Division)
GASY SPORT #
👉👉👉DISCIPLINE = RESULTAT👈👈👈
13/04/2021
⚽⚽⚽CHAMPIONNAT REGIONAL 2eme DIVISION HAUTE MATSIATRA, SITE AMBALAVAO ⚽⚽⚽.
SECTION VOHIBATO, Commune TALATA AMPANO.
ZANDRY GASY SPORT #
Famintinana ny match 5 izay notanterahina tany @ Section Ambalavao.
***1ere journée:
ZANDRY GASY SPORT 2 - 2 OFMATA
***2eme journée :
ZANDRY GASY SPORT 2 - 3 TMB BERAVINA
***3eme journée:
ZANDRY GASY SPORT 4 - 1 FC3A
***4eme journée :
ZANDRY GASY SPORT 3 - 2 USCA ANJOMA
***5eme journée:
ZANDRY GASY SPORT 2 - 1 B. STAR BESOA
Izahay dia maneho fisaorana manokana ireto nanampy anay ireto:
- Association Angady Mada
- Parc Soafaniry
- Delegué VOHIBATO, Jeunesse et sport
- Zanaka ampielezana Talata Ampano
- Mr le Maire RAMANATSALAMA FIDEL
- Docteur eto Talata Ampano, Dr SATA
- Mr ADRIEN lehiben'ny fampianarana eny Mahazengy.
- Maitre kung-fu, Maitre NASANDRATRA
- Ny vahoaka Talata Ampano izay nangatahana fanampiana.
- Ireo membres STAFF rehetra :
*President RANDRASANA
*Mr DAMAMY
*Mr DONNA
*Mr ROGER
*Mr BRUNO
*Mr RALODY
*Mr NAJAINA
*Mr SITRAKA
*MAITRE NAINA sy Mr Zazà Amb/vao
*Mr le DEE Amb/vao (resp. Sakafo)
- ireo olona izay tsy mety lazaina eto.
- Ianareo JOUEURS rehetra
- Isika mpankafy sy mpanohana rehetra.
Misaotra antsika aby fa dia afapo ny tanora, ary ny tanjona dia mba hanova ny tantaran'ny Talata Ampano sy ny Vohibato hampiakatra avo ny lanjan'ny baolina kitra eto @ SECTION VOHIBATO.
Miroso sy miezaka hatrany izahay dia manantena hatrany ny fiarahamiasantsika sy ny fanohanana ny ekipantsika.
Mbola hiatrika ny lalao ampahefandalana izahay fa miandry ny fandaharampotoana avy @ ligue. Marihina fa raha tafiakatra eo dia lasa ambony izany hoe 1ere DIVISION LIGUE HAUTE MATSIATRA. Ny lalao moa dia misy ny resy ary misy ny mpandresy, Tohano ny antsika Raona.
💪⚽⚽⚽ GASY SPORT # ⚽⚽⚽💪
👉👉👉DISCIPLINE = RESULTAT👈👈👈
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Talata Ampano
Fianarantsoa