Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra

Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra

Share

Aina vao hoan'ny "Athlétes" eto amin'ny faritra Matsiatra Ambony (Fianarantsoa)

09/12/2021

👌👍

Photos from Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra's post 01/12/2021

Mankasitraka indrindra Ramatoa filoha amboninahitra ny athlétisme eto Madagasikara sy ireo délégation niaraka taminy tamin'ny famangiana ny taty am faritra Matsiatra ambony izay natao tamin'ny Alahady 28 Novembre lasa teo,
Manantena izahay fa mbola ho tonga eo am toeranao ianao amin'ny fifidianana izay hatao ny 05/12/2021

Photos from Ligue d'Athlétisme Haute Mahatsiatra's post 07/11/2021

Tontosa ny asabotsy 06/11/2021 ny fifidianana liste mandrafitra ny biraon'ny ligue Athlétisme eto Mahatsiatra Ambony ka "candidat" roa no nifaninana tamin'izany
Ny candidat N°02 no lany handrafitra ny ligue izay tarihin'ny Présidente RAHASINERA Zafindriaka Abeline
"Aina vao hoan'ny Athlétes eto Mahatsiatra Ambony"

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
Fianarantsoa
301