Hoan'ireo hanao test LUNDI A 11H TERRAIN AMBATOMENA
MIDITRA MP AZAFADY
Union Sportive Paositra / MPTDN 301
Seraseran'ny Kitra 301
RECRUTEMENT DES NOUVEAX JOUEURS.
VEUILLEZ CONTACTER SUR MP
19/10/2025
FLAVIO|NUMÉRO 4❤️⚽
Mpilalao zandriny indrindra ato amin'ny US POSTE, izay vao 15 taona monja anefa dia efa antokisan'ny mpanazatra sahady(Titulaire indiscutable) nandritra iny Championnat iny.
Manam-batana ary hita fa manana talenta azo trandrahina sahady ao amin'ny vodilaharana ankavia ao.
Alefa Flavio❤️🙏
19/10/2025
US POSTE|❤️⚽
"Nahafinaritra anay loatra ny lalao nataonareo".
Toujours vers à l'avant🤝
ANDAO INDRAY ARY E.
TONGAVA MANOHANA NY EKIPATSIKA.
14/10/2025
⚽FINALE CHAMPIONNAT SECTION VOHIBATO⚽❤️
🔖US POSTE Vs AJSM Mahasoabe
📅Samedi 18 Octobre 2025
🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHA
ATAONAY MILAY ❤️⚽
MANORATÀ TANTARA⚽❤️
12/10/2025
Notre équipe a affronté Hier l'AINGAVAO FC d'Ambalavao en demi-finale.et on s'est imposée sur le score de 2 à 0 ( doublé de BENZ )
🔖 La finale se jouera contre l'AJCM Mahasoabe le samedi prochain au stade moderne Ampasambazaha 🏟️, et nous invitons tous les supporters de Fianarantsoa. 🙏
Nous tenons à remercier tous ceux qui ont toujours soutenu l'équipe US POSTE.❤️⚽
Credit photFoot Fianaraara
11/10/2025
XI STARTING US POSTE⚽🙏
Demi-finale⚽❤️🙏
Ataonay Milay dia Manoratà tantara 🙏❤️⚽
TONGAVA MARO MANOHANA NY EKIPA.
⚽ALEFA PAOSITRA ⚽
👉ATAOVY MILAY👈
06/10/2025
DEMI-FINALE SECTION VOHIBATO
🔖Samedi 11 Octobre 2025
🎗️US POSTE Vs AINGAVAO
🏟️STADE MODERNE AMPASAMBAZAHA
MANORATÀ TANTARA ⚽
05/10/2025
Mirary Alahady mahafinaritra🙏❤️
Union Sportive Paositra / MPTDN 301
US POSTE en DEMI-FINALE🙏❤️
ATAOVY MILAY DIAMANORATA TANTARA⚽💪
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa