07/05/2025
MIPETRAKA ETO FIANARANTSOA VE IANAO...? Te hanao MMA ..? Inty Ary atolotra Anao..
Haute Mahatsiatra
Inscription ouverte
Droit d'inscription 20.000ar
Écolage 10.000ar
Pour la 1er mois c'est gratuit 😉
15/11/2023
Combat de défi MMA GAMMA any tana am 30 déc
HAUTE MATSIATRA mandray anjara.
24/07/2023
FIANARANTSOA FIANARANTSOA FIANARANTSOA FIANARANTSOA
👉Ho anizay t hiditra ho mpikambana,
tongava manao inscription amzao vacance zao.
💯💯MMA 💯💯 MMA 💯💯 MMA
12/07/2023
Ho antsika rehetra izay t hiditra ho mpikambana amin MMA ao TAMATAVE ao.
Ity ny laharana azoana n tomponandraikitra MMA ao TAMATAVE. 034 54 622 99
✅Lieu: ecole romual eo ampitany crjs bazary kely.
✅ Entraînement : alarobia 18h sy ny asabotsy 14h.
🙏🙏🙏🙏🙏🙏
05/07/2023
Misy anireto MMA Fight short ireto koa ato aminay raha mahaliana anao.
✅ Qualité tsara 💯💯
✅ Vaovao💯💯
mp avy atran ary eee.
Afaka mpandefa any am faritra Ian koa izahay.
20/06/2023
COMBATTANTS PHOTOS
Partie 4
19/06/2023
COMBATTANT PHOTOS
Partie 3
👊👊👊
18/06/2023
COMBATTANTS PHOTOS
Partie 2