25/02/2026
XI TYPES J3
Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ary ny filahatr'ireo mpilalao nisongadina nandritrin'ny Lalao andro faha3.
GARDIEN DE BUT :
- Gauché (Fc betsileo )
DEFENSEUR :
- Gagay (Le Relais Sports )
- Hasina (Camp Robin Fc)
- Mika (Cospn Five)
- To (Cospn Five)
MILIEUX :
- Tsaroana (Ikalamavony Fc)
- Vini (Vas y Boaikely)
- Aina (Relais Sports)
- Bala (3611 City FC )
ATTAQUANTS :
- Toteny (Lion fc)
- Nicolas (303 city)
25/02/2026
HOMME DU MATCH J3
TSAROANA mpilalaon'ny IKALAMAVONY FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny FC AmbatomenA -FCA sy ny IKALAMAVONY FC (1-1)
25/02/2026
NICOLAS mpilalaon'ny 303 City FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny 303 CITY sy ny Nantenaina FC ,lalao notanterahina tany ambalavao.(1-1)
25/02/2026
HOMME DU MATCH J3
BALA mpilalaon'ny 3611 City FC no mpilalao mendrika ,nandritra ny fihaonan'ny ASUF FC - Université de Fianarantsoa sy ny 3611 CITY.(2-2)
25/02/2026
HOMME DU MATCH J3
HASINA mpilalaon'ny CAMP ROBIN FC no mpilalao mendrika nandritra ny lalao izay nihaonan'ny CAMP ROBIN FC sy ny LAM Fc .(1-0)
25/02/2026
HOMME DU MATCH J3
GAUCHÉ mpilalaon'ny Fc betsileo no mpilalao mendrika nandritra ny Lalao izay nihaonan'ny Tsaraofana Football sy ny FC BETSILEO.
25/02/2026
RESULTAT DU MATCH J3
Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ireo vokatra rehetra ,nandritra ny andro faha 3.
25/02/2026
Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ny fandaharampotoana ny andro faha 4
tohano ny Ekipanao
24/02/2026
HOMME DU MATCH
Championnat Régional Prémière Division J3
MIKA vodilaharana afovoan'ny COSPN FIVE no voatendry ho mpilalao mendrika nandritra ny Lalao izay nihaonan'ny Le Relais Sports sy ny COSPN, andro faha3.
🔴 Ny Lalao izay nihaonan'ny klioba 2 tonta iny ihany koa no anisan'ny Lalao tsara sy mendrika indrindra tao anatin'ny andro faha3 izay , na dia nisaraka ady sahala aza (0-0) dia tsy nisy ny karatra nivoaka ,hoan'ny andaniny sy ny ankilany avy amin'ireo mpitsara ,fa samy naneho ny maha-teknisianina azy ny mpilalao tsirairay teny ambony kianja.
21/02/2026
FULL TIME
Championnat Régional Prémière Division J3
Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN
21/02/2026
HOMME DU MATCH J3
Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM
Championnat Régional Prémière Division
TOTENY mpilalaon'i Lion Football Club no voatendry ho mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny Precisport sy ny LION FC (2-3).
Nahatafiditra Baolina 2 izy nandritra ny fihaonana tamin'ny PRECIS SPORTS Ary Baolina nampidirin'i TOTENY farany no nitondra azy ireo hahazo ny ISA 3 tamin'ity anio ity.
21/02/2026
MI- TEMPS
Championnat Régional Prémière Division J3
Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN FIVE