06/05/2023
⏳ Toizao indray ny calendrier journée 4
AKO x FJR
13h 🕐
Paff :2000ar
🌟 Andao rah sahy ✊
LFBHM I 𝐉𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞𝐞 𝐈𝐕
Ireo fandaharan-dalao Sabotsy sy Alahady .
Aiza indray ny lalao hitanao fa hiady?
Tongava tohano ny kitra eto antanana.
📸 Mikaia Tovolahy
27/04/2023
🔰 Prochaine Match jour 3
🕐Samedi 29 Avril
➕ IVOAMBA no adversaire tsika manaraka
🕐13h stade moderne Ampasambazaha
⏳ Tongava maro hanotrona ny Équipe tsika
23/04/2023
⌛FT: 3 but à 1
➖ Niady tanteraka ny lalao fa tsy ampy concentration kely tsika raha nitarika 1 noho 0 première mi-temps
LFBHM Andro 2 /tapany Faharoa
Voka-dalao
🔽VAS Y BOAIKELY 3🆚 1 AKON'AMBATOMENA
☑️Tojo⚽ Vini ⚽⚽ /Ako⚽
🔽RELAIS Sport 2 🆚 0 COSPN
☑️Achille ⚽ Brucha⚽
Nandresy daholo aloha ireo efa zatra Diviziona voalohany teto🤣
21/04/2023
Miarahaba atsika rehetra indray eh 👏
⏩ Ao anatin'ny fifaninanana ny ho tompondaka NY faritra mahatsiatra ambony isika izao
🔴 Efa miditra andro faha 2 itsika izay hiaonana amin'ny Vas-y Boaikely
▶Amin'ny alahady atoandro ary ny fotoana tsika 🕚
➡ Paf : 2000ar
⬆Tongava maro hanotrona NY ekipatsika ary eh
22/04/2022
Rahampitso ny fotoana ny @ andro faha-7
❤️Alefa Ako ⚽️
🔰 LFHM Journée 7
Mitohy hatrany ihany koa ny fiadina ny amboaran'ny Ligy Matsiatra ambony ; ka toy izao ny lalao hatao ny faran'ny herinandro.
03/04/2022
Vokatra tamin’ny andro faha efatra
🔰 Resultat des matchs LFHM journeé 4
26/03/2022
Nivoka mpandresy tamn’ny isa 3-1 isika nanolohana ny Précis Sport 🎉
Niady dia niady tokoa ny lalao, ary nanome izay rehetra tany aminy ny mpilalao antsika !
❤️⚽️
21/03/2022
🔷🔷🔷 RESULTAT LFHM Journée 2 🔷🔷🔷
Toy izao ny vokatra nandritra ny andro faha-2 ny fiadina by amboaran'ny Ligy Matsiatra ambony; lalao natao ny 19-20 Mars .
21/03/2022
Niditra tamn’ny andro faharoa ny lalao fifaninana kitra eto Matsiatra Ambony 🏟
Nisaraka ady sahala 1-1 kosa isika nanolohana ny Fomela club 😅 natao tany Ambalavao
🖇Marihina moa fa efa somary nanarina ireo lesoka t@andro voalohany ary efa miditra tsikelikely @ fifaninana ny boaykely raha somary vao nanavao
❤️⚽️
19/06/2021
Lalao anio 19 Juin 2021 🗓
13h 🕐 :
VAS-Y Boaikely 🆚 AKON’AMBATOMENA
📍 stade moderne Ampasambazaha 🏟