25/09/2024
👟GO sa tsy GO👟
AM SABOTSY ALOA ATAONTSIKA FOY DIA FOY AN!
Fa jereo kely le offre ery ambany ery!!
Sortie IFANADIANA afaka angonina sur Mvola an COACH Bernard
25% par semaine! jusk’@ 19 octobre!
Fotoana am sabotsy eo am Cathédrale AMBOZONTANY!
Hoany olona fofona Ravina sy Maintso maintso ary Hauteur izy io!!
👟Go 👟
16/09/2024
👟GO ? SA TSY GO?👟
Oento ny vola hividianana fromage de miaraka misesika daholo ndray 😂
🔺PARTAGEO ANY MBA HITONDRANA OLON-KAFA koa 🙏🏻
13/08/2024
A NOUS HIVERINA ANY AM PLAGE amin'ny SAMEDI
17/07/2024
CIRCUIT TSY DE LAVA IZY!!
Anefa ny Rivotra any tena amle👌👌
Mahazo mitondra zaza fa ataovy mahazaka dia tongotra!!!
ary aza hadino ny mitondra appareille photo
am sabotsy zany an!!@ 5:30 eo am jovenna TSARAMANDROSO!!
antsoy ny laharana :0349692291 ra misy tsy mazava
GO!!!!!!!
05/03/2024
TEE-SHIRT et CASQUETTE FUSION sur commande!!!
Message privé pour plus d'info
10/05/2023
Fusion Koutrana 6 ans dans un mois
Itatarao zavatra nahafinaritra anareo tato!!
Fa hanao fety isika ra Tinareo !!!
04/04/2023
WEEK-END DE PÂQUES Chez Fusion Ambatomena 🥳
👉🏻 samedi 8 et Dimanche 9 AVRIL
☑ Chasse aux œufs 🥚🥚
☑ Coloriage et Dessin 🎨
☑ FACE PAINTING 🎭
☑ JUST DANCE sur Nitendo wii
☑ ZUMBA KIDS 💃🏻
☑ Jeux de société : Monopoly, Échecs, Ludo, Uno, Mille bornes , ........
☑ Plein d'autres jeux surprises avec diverses animations 🤗🤸🏻♀️🎲🎯🎳
Afaka ajanona ao ny ankizy dia alaina avy eo ☺
Mp raha mila fanazavana fanampiny 😊
Page fb: Fusion Koutrana
Contact : 0343159175
07/01/2023
Chers amis,
L’année qui s’annonce promet d’être riche en évènement, au moins pour chacun d’entre nous une bougie de plus à souffler ! Pour certains juste un chiffre, pour d’autres un vrai cap.
Une année de plus également pour faire mûrir nos projets, avancer nos idées, prendre des risques sans avoir peur de changer de trajectoire… Une belle année, donc !
FIARABANA TRATRY NY TAONA ny 27 Janvier ho avy zao ao salle Fusion hiany no atao...
y aura de organisation a faire..
Mp pour plus d'info
Coach Bernard
Coach Safidy
et Coach Mampody
Fusion koutrana
15/11/2022
🔹🔸🔹🔸🔸🔹🔸🔹🔸🔹🔸🔹🔸🔹🔸🔹
Betsaka ny manontany de io ny programme..
Toerana ao Fusion koutrana Ambatomena akaikiny Boulangerie..
🔹AMBIANCE AMLE oui!!!
🔹Ny hantsemboana mitete Diehy
🔹Stress sy ny Tavy miaraka Milefa tao amnao..
Aza miandry ny Saina miteny how aleo afaka ray volana ah mikotrana amzay fa ny Fo miteny hoe andao andihy sy hifalifaly miaraka amin'ny fanalana tavy iny no henoy!!😁
Apdiro ny Tenue de Sport de manaova jejojejo de Andao handihy hiaraka aminay eny aloha ny fitaratra😎😎
contacteo +261249692291
na andefaso Message Privé ra vonona...