Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy

Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy

Share

Nous sommes un Club de Rugby à Fianarantsoa

15/02/2026

Mandeha fona ny kotrana na Lahady ary 🫡🏉🔥

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 09/02/2026

Miarahaba ny mpilalao sy ny mbola mikasa hiditra hilalao Rugby fa efa manomboka ny fanazaran-tena eo eo Ambatomena isakin’ny Alarobia sy sabotsy amin’ny 12ora atoandro ary ny Alahady amin’ny 10ora maraina. Entano ny namana 🏉
🏉🔥

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 03/06/2023

Tsiky2 vita entraînement 😅💪🏼

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 27/05/2023

Famille RCF ❤️

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 26/05/2023

Mankasitraka hatrany amin’ny fanohànana 🤝

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 23/05/2023

🏅 Victoire face à Ambositra Le 14 Mai (Extérieur)
33-07 🔥💪🏼
Misaotra ho anareo tsy mitsahatra manampy anay hatrany 💪🏼🙏




Sy ianareo tsy voatanisa 🥰 Manantena anareo hatrany 🤝

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 05/04/2023

Lalao teny Anosy farany volana Mars teo 🏈💪

07/12/2022

Akom-baovao farany tamin'ny Lalao nihaonana tamin'ny Ihosy
Isaorana ireo mpiara-miasa
N'y mpanohana

Amin'ny "Match" manaraka indray mihaona 🤗🇲🇬
Mankasitraka anareo rehetra 💪🤝

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 28/11/2022

🏅🏈Fandresena 40-14 no niafarany lalao ara-piralahiana 🤝 miverina izay nihaonana tamin'ny Rugby Club Ihosy ny alahady 27 Novembre 2022🎉

Isaorana manokana ny Secrétaire Général ny Faritra Matsiatra Ambony sy Madame la Directrice ny "Direction Régionale du Jeunesse et Sports" izay nanatrika sy manohana hatrany Ary nanome vononahitra ny lalao 🙏

Isaorana ihany koa ianareo rehetra izay nanatrika (Spectateurs) 🤝

24/11/2022

Lalao ara-piralahiana 🤝izay hifan-donana 🏈 amin'ny Ihosy ny alahady 27Novembre ho avy izao ka Anentananana Antsika rehetra ho Tonga Maro 🙏.
Nb: Tsisy vidi-pidirana 😉

Photos from Rugby Club Fianarantsoa Ofisialy's post 16/10/2022

🎉Nitondra fandresena 25 - 05 ny R.C.F raha nifandona tamin'ny R.C.I na ny Rugby Club d'Ihorombe ny 16 Octobre 2022 . Lalao ara-piralahiana izay natao tany Ihosy.

💯 Mankasitraka anareo rehetra izay tsy mitsahatra manohana anay hatrany 🙏 .

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Madagasacr
Fianarantsoa
301