02/12/2020
Miarahaba ny UBS rehetra eto @ ôratorio DBosco! Ilazana isika fa efa misokatra ny fanazaran_tena( entrainment) izay fanaon_tsika isakin'ny asabotsy manomboka @11.30 atoandro! ilazana iany ko isika izay maniry hiditra ao anatin'ny club fa misy fandraisana ! mifampilaza !
08/03/2019
Natao ity Page ity mba hampafantarana antsika ny vaovao sy ny zava_misy ao 'ny mpanao Baskett na ny UBS Uniun Baskett Salesien Dom Bosco eto FIANARANTSOA , Hilazana iany koa ny fandaharam_potoana ny championnat izay atao manomboka @ 17 marsa 2019 hoavy izao
19/03/2018
salama ee! vitasoa ny Eliakim aby ry zareo a! elaela tsy niaona tsika aa! Misy vao2 ambara fa tsis entrainment eto 24marsa fa misy ny MSJ izay atao io. ok!
27/02/2018
Salama aby eee, aza hadino ny fotoanan_tsika isaky ny asabotsy @11 sasany ary mila tonga aloha fa mety mbola misy zavatra ivoriana alohany entrainment, ok mfampilaza
15/01/2018
ny UBS dia fikambanana masina mijoro eto anivon'ny Oratorio Don Bosco, fiataizam-batana 'ny Baskett b***e ary tsy manavaka na lahy na vavy na 14 ans a 65ans