23/10/2023
Félicitations à nos joueurs 👏🥰
Champion de Madagascar catégorie minime 🔥🥰
🚀HAND BALL✊🏿IHOROMBE🚀
23/10/2023
Félicitations à nos joueurs 👏🥰
Champion de Madagascar catégorie minime 🔥🥰
Ny andro volohany 🤾🏾♂️
15/06/2023
Ndao🥳🇲🇬
FIFANINANAM-POKONTANY HAND BALL 26 JONA
Ao anatin'ny Fankalazana ny Fetim-pirenena 2023 dia manomana fifaninanam-pokontany taranja maromaro ny avy ato amin'ny Gouvernorat, ho fanetsiketsehana ny Tanora, anisan'izany ny Taranja Hand Ball, izay hatao ny 16-17-18-21 ary ny lalao famaranana amin'ny 24 Jona.
Sokajy roa no afaka ifaninanana dia ny "Senior" sy ny "Minime".
Raha misy te handray anjara sy te hahalala bebe kokoa dia asaina hanantona ny Tompon'andraikitry ny Fanatanjahantena ato amin'ny Gouvernorat, Rtoa Stéphanie Harilalainas.
28/01/2023
28.01.23🚀