05/05/2021
Congrats coach bosaπ
Best Trainer of the month April: jeremie π€πππ½
Ho ita eto njai hoe iza no meilleur trainer mai
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CHTIgym, Lot VF 51 TER Tsenakely, Imerintsiatosika.
05/05/2021
Congrats coach bosaπ
Best Trainer of the month April: jeremie π€πππ½
Ho ita eto njai hoe iza no meilleur trainer mai
05/09/2020
Manatrika formation miaraka @ Zo Rakotoarivony (Personal trainer International) ireo coach rehetra ato !!
Tsy mitsahatra ny mikatsaka ny tsara indrindra ho anareo mpanjifa izahay, mampitombo fahaizana sy traikefa eo @ sehatry ny kotrana sy ny fahaizana misakafo ara-pahasalamana!!
Aza misalasala ary manantona ato CHTIgym Imerintsiatosika ambadiky ny ex-Magasin M raha mila fanazavana fanampiny!!
12/06/2020
CHTI Gym d tsy mitsahatra manao ze mahafampo anareo sy zay anatratrarana ny tanjonareo πͺπ»πͺπ»
No Painππ»πͺπ» No Gainππ»πͺπ»
Ravo
Rafaliarilala
π· Ranto Rambeloson
03/06/2020
No pain, No gain πͺπͺ
Mila miaritra vao tonga @ tanjona πππͺ
23/05/2020
Misokatra anio 23/05/2020 ny kotrana sport de combat sy Arts Martiaux ato . Koa @ ireto fotoana ireto no natokana ho an'izany ao anatin'ny herinandro
Ny Alarobia -18h
Ny Sabotsy - 14h
Ny Alahady - 14h
Misaotra antsika hatrany ny fandaminana.
πͺπͺπͺ
20/05/2020
Misokatra ofisialy ny salle rampitso Alakamisy 21 Mai 2020. Afaka mitohy ny kotrana πͺπͺ
Miandry antsika ireo mpiandraikitra rehetra ato π
Dia mamerina ny fialan-tsiny t@ fikorontanana kely tamin'ny fotoana!! Mankasitraka antsika rehetra!!
CHTIgym!
Never give up!!
No pain No Gain!! πͺπͺ
| Monday | 04:30 - 21:00 |
| Tuesday | 04:30 - 21:00 |
| Wednesday | 04:30 - 21:00 |
| Thursday | 04:30 - 21:00 |
| Friday | 04:30 - 21:00 |
| Saturday | 04:30 - 21:00 |
| Sunday | 04:30 - 21:00 |