07/11/2022
🆘URGENT🆘
Salama daholo tompoko
Izahay ato aminy TANA FOOTBALL CLUB dia mitady olona mipetraka ao Seychelles sy METZ
Ka hody eto Madagasikara tsy ho ela
Fa misy entana saika ampitondrainay
Izy io entana Tena ilaina ato aminy klioba Tena urgent be tompoko
Dia Raha misy dia mba andefaso hafatra miafina ny pejy TANA FOOTBALL CLUB MADA
Misaotra tompoko Tena ilay maika