24/04/2025
🙋🏻🙋🏻 Toy izao indray ar ny RESULTAT/ CLASSEMENT/ CALENDRIER ny lalao manaraka 👊👊⚽⚽
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Éclaire sport, Sports Team, Mahajanga.
24/04/2025
🙋🏻🙋🏻 Toy izao indray ar ny RESULTAT/ CLASSEMENT/ CALENDRIER ny lalao manaraka 👊👊⚽⚽
17/04/2025
Salama ann, ireto indray ny vokatra sy lalao manaraka ⚽⚽
09/04/2025
💥⚽⚽ Isaorana ilay Nahary fa tontosa soamantsara ny herinandro voalohany 🙏
🏆Ao @ sary ny voka-dalao sy calendrier manaraka 🏆
31/03/2025
⚽🏆 Ireto ary ny GROUPE sy CALENDRIER @ week end hoavy izao 💥
🌟🤝 Tontosa ny Alahady lasa teo ny match amical "TANDEM # ECLAIRE SPORT" , mahafinaritra ny lalao 👏👏
25/03/2025
Faly miarahaba antsika rehetra 🙋🏻,
Tontosa soamantsara ny lalao famaranana ny fifaninanana teto @ terrain lycée technique ny alahady faha 23 Mars lasa teo. Ka nahitana lalaon'ny MK (Mahavoky) # FC ZANDRIKELY (AMBALANOMBY). Nivoaka mpandresy t@ izany ny FC ZANDRIKELY 🏆🏆.
Kosa hanomboka indray ny fifaninanana manaraka hoan'ireo equipe rehetra maniry ny handray anjara ⚽⚽📢.
Misokatra ny fisoratana anarana ary @ 05 Avril 2025 ny lalao voalohany no tontosaina.
Contact: 037 51 119 67.
💪💪As. ECLAIRE SPORT 💪💪
17/03/2025
🚨🚨Allo! Allo 🚨🚨
Avy rh ty k tongava maro havako jiaby f hisoma tsk ndraik ty sady sket no Roots man tss rh karaty koa 🏀🏀
08/07/2024
⚽🇨🇵Les entrainnements du gardin au village touristique Majunga🥇
⚽🇲🇬Kotran'ireo goly teo am village touristique Mahajanga🥇
03/06/2023
🇨🇵C'est l'heure de travail avec les jeunes petites ⚽Éclair Sport.
"Visez plus haut allez plus loin"
🇲🇬 Tonga ndray ny fotoana fikotranan' ireo zandry kely ntsk⚽ Éclaire Sport.
30/05/2023
🇨🇵Petits Éclaire Sport ⚽ s'amusent 🏊à Aqualand Park
"Allez y petits Éclaire"
🇲🇬Petits Éclaire Sport ⚽ mitsanga2 Kely f reraka ny kotrana misaotra any Aqualand Park nandray anay🏊
"Alefa zandry kely"