Anisan'ny ady nanamarika ny maro ihany koa tamin'ny "combat de défi" natao ny 14/03/2021, ny ady teo amin'ny Tojo (3FB) sy BOIKA (KFAM) araho àry ny santionany ;)
Ligue Analamanga Kick-boxing Ofisialy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue Analamanga Kick-boxing Ofisialy, Sports, Arabe Mahatma Ghandi, Antananarivo, Madagascar, Mahamasina.
💪 La ligue Analamanga de Kick-Boxin est constituée de 41 clubs répartis sur 04 sections.
💪 Miisa 41 ny klioba ao anatin' ny "ligue Analamanga" Kick-boxing izay voarafitra anaty section 04.
Combat -75kg nandritry ny Combat de défi notanterahina tao amin'ny Palais des sports Mahamasina ny 14 mars teo. CASSIS (COSPN) VS HERNAND (AFKM)
15/03/2021
Indro ny sary vitsivitsy nalaina tetsy sy teroa mialoha ny handefasanay ny sary rehetra ;) misy ihany koa ny vidéo ho avy tsy ho ela. Araho tsy tapaka ny pejy :D 👊
Santionany amin'ny Combat de Défi ato Mahamasina. Tongava fa mbola tsy tara 👊👊
13/03/2021
eo am-pikarakarana tanteraka ny tekinisianina rehetra. Rahampitso amin'ny " combat de défi - ouverture saison 2021 "ny fotoana
12/03/2021
Miarahaba tompoko ! Noho ny fangatahan'ny be sy ny maro sy mba ho fanatsarana hatrany ny combat de défi izay hotontosaina amin'ny alahady dia nafindra ao amin'ny Palais de sport (𝗴𝗿𝗮𝗻𝗱 𝗽𝗮𝗹𝗮𝗶𝘀) fa tsy petit palais, ny ady @ alahady izao. 👊
06/03/2021
Tontosa soa aman-tsara ny conférence de presse izay natao tao amin'ny palais des sports. Mamerina hatrany ny fisaorana ho an'ny FFAM (Force Féminine d'Aide Mutuelle) izay partenaire officiel an'ny Ligue - Talbot Julia - Force Féminine d'Aide Mutuelle -FFAM - Fondation Mishah - Ligue Analamanga - Kick Boxing
05/03/2021
Hanomboka tsy ho ela ny conférence de presse hanambarana ofisialy amin'ny haino aman-jery ny momba ny combat de défis hokarakaraina amin'ny 14 mars izao
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Arabe Mahatma Ghandi, Antananarivo, Madagascar
Mahamasina