Inter Médias Ofisialy

Inter Médias Ofisialy "Inter Médias - Iray eny an-kianja" rassemble les journalistes et organes de presse de différentes lignes éditoriales par le biais du sport.

19/06/2026

PENTAQUE INDEPENDENCE MEDIA DAY

Fampahafantarana ho an’ireo mpandray anjara
Araka ny fandaminana dia eny amin’ny Boulodrome Ambodin’Isotry no handoavana ny droit de participation, ary tsy alefa mialoha amin’ny mpikarakara izany. Ny sabotsy 27 jona, andro hanatanterahana ny fifaninanana, no handoavana ny droit izay mitentina 10 000 Ariary isaky ny olona.
Ny inscription kosa dia alefa mialoha eto amin’ny mpikarakara ary izy no handray izany. Misy sokajy roa ny fifaninanana: Triplette sy Tête-à-tête. Afaka mandray anjara amin’ireo sokajy roa ireo ny mpilalao tsirairay, saingy samy handoavana droit avokoa ny fandraisana anjara amin’ny sokajy tsirairay.
Hatreto dia efa nisoratra anarana ny ekipan’ny TVM ahitana an’i Tita, Nary ary Faniry; ny ekipan’ny Gazetiko ahitana an’i Rabenaivo, Hery ary Samson; ary ny ekipan’i Tiasetra, Vahatra ary Tovo avy amin’ny RNM Manjakandriana.
Marihina fa ny alakamisy 25 jona no farany fandraisana ny fisoratana anarana.
Mankasitraka indrindra antsika rehetra

🔴 Intermédias 2026🎉👉Misaotra ireo rehetra izay tonga nanohana ihany koa 🙏📸📸 Iray eny an-kianja 🤗🥳
09/06/2026

🔴 Intermédias 2026🎉

👉Misaotra ireo rehetra izay tonga nanohana ihany koa 🙏

📸📸 Iray eny an-kianja 🤗🥳


🔴 Intermédias 2026🎉⚽🏀🤾‍♂️Mamerina ny fisaorana ho an'ireo mpandray anjara rehetra🙏📸 📸Sary: Iray eny an-kianja 🤝
09/06/2026

🔴 Intermédias 2026🎉

⚽🏀🤾‍♂️Mamerina ny fisaorana ho an'ireo mpandray anjara rehetra🙏

📸 📸Sary: Iray eny an-kianja 🤝

L’équipe organisatrice de l’Intermédias 2026 adresse ses sincères remerciements à tous ses partenaires pour leur précieu...
08/06/2026

L’équipe organisatrice de l’Intermédias 2026 adresse ses sincères remerciements à tous ses partenaires pour leur précieux soutien. Yas Madagascar Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina Ministère de la Jeunesse et des Sports Kianja Barea Mahamasina Cool Concept Events Ny Havana

07/06/2026
Quelques clichés sur la remise de trophée de l'intermédias 2026
07/06/2026

Quelques clichés sur la remise de trophée de l'intermédias 2026

Address

Mahamasina
Mahamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Inter Médias Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share