31/08/2026
Anisany toerana iray afaka mitaiza antsika tanora zokiny na zandriny ny Salle de sport ✅
☝🏻Maro be ny tombontsoa azo avy aminy indrindra hisorohana sy tsy hatafidirana @ fisotroana na fifohana zava-mahadomelina maro isankarazany❌
❗️FITNESS GOLDEN manampy anao ha natratra ny tanjonao,na mitaiza vatana ho @ fahasalamana, manana tanjona manokana,hanena tavy @ vatana,hampitombo vatana sns….
⚡️Toerana: akaikin’ny restaurant Bolas Mahitsy Rn4
👉🏼Lundi,Mercredi,vendredi 05h à 19h
👉🏼Mardi,jeudi 08h-18h
👉🏼Samedi 08h-16h
☎️034 77 361 82.