Aïkido Club de Mahajanga

Aïkido Club de Mahajanga

Share

Aïkido Club Mahajanga (A.C.M)

18/04/2026
24/06/2024

Samy tratry ny Asaramanitra isika rehetra 🎆 Amin' izao fetim-pirenena izao
🇲🇬Malagasy Aho, Malagasy ianao, Malagasy isika🇲🇬

Misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao
Ny toerana dia ao amin'ny Jeunesse et sport Mahajanga - 1ère étage
Isakin'ny : Lundi - Mercredi - Vendredi
Ny ora : 6H30 ariva - 8H

28/11/2022

O Sensei
Morihei Ueshiba

27/07/2022

🥋 Aïkido : vonona mandrakariva 💪

18/06/2022

Nodimandry anio asabotsy 18 jona i Vahömbey, na i Roland Dieu Donné Rabearison.

Raha tsahivina dia, poeta, mozisianina, ary mpanoratra koa izy.
Vahömbey dia fanta-daza ihany koa teo amin'ny tontolon'ny arts martiaux, indrindra moa fa ny Karate.

Ny Aïkido Club Mahajanga dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Majunga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Majunga
401