30/08/2023
Morphologie pour homme
Salle de remise en forme et de bien être
Ouvert du lundi au samedi
05h - 20h
Chez Ex Centre Aina Mandritsara Vaovao
(415) Mandritsara
30/08/2023
Morphologie pour homme
05/08/2023
Salama daoly e! Hoan' antsika mpanaraka ny page!,
Maro bé ny olo mpikotrana miresakamiko indrindra fa Vevavy oe, coach a ?, mb tiako ity vatako ity atao otry zao otry zao.
Ka tiako ampafantariko nareo eto oe n'y forme tompoko dia miankina amin'ny toe_batan'olo antsoina oe"MORPHOLOGIE" ,Mizara 6 avikoa,H,V,X,O,A,8.
Tsara ho fantantsika avikoa izireo,na ianw efa mpikotrana na enw mbol tsary nikotrana nakoa enw manana fikasana hikotrana.
NB: Samy afa amboarina tokoa izy ireo kotrana.
Mitongava mikotrana fa vonona anome fahafampo tsika n'y MEGA Fitness Gym - 415 Mandritsara,.
Araha ihany ny page ntsika fa Mbol havoakako eto dray ny MORPHOLOGIE pour homme.
04/08/2023
Mitongava mikotrana eee!!
27/07/2023
Filaharam_be 26 jona 2023
26/06/2023
Tratrin'ny asaramanitra daholo e!🇲🇬🇲🇬🇲🇬
20/06/2023
Mirary soa anareo zandry manao CEPE rehetra,
BONNE CHANCE daholy eeeee!🙏🙏🙏
| Monday | 05:00 - 20:00 |
| Tuesday | 05:00 - 20:00 |
| Wednesday | 05:00 - 20:00 |
| Thursday | 05:00 - 20:00 |
| Friday | 05:00 - 20:00 |
| Saturday | 05:00 - 20:00 |