17/10/2023
Aza adigna ary atsaraova fa @ dimanche io ef manomboka ai. @ méga vatsy fankahita tongava maro ai
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from The Dance Events, Sport & recreation, Mega Vatsy Ankiakalava I, Maroantsetra.
17/10/2023
Aza adigna ary atsaraova fa @ dimanche io ef manomboka ai. @ méga vatsy fankahita tongava maro ai
Salama ôô! Association JRM Dia miantso hoan'izay handray anjara @ danse fa misy fivoriagna ho atao @ maison des jeunes Alarobia rahampitso @ 14h 30. Tongava maro
30/09/2023
Faly magnano Mbaolatsara antsika jiaby vahoakany Maroantsetra tsy ankanavaka izahay ato amin'ny association JRM fa misy concours de danse hoatao amin'ny Méga Vatsy Ankiakalava manomboka , 22 Octobre ary miafara , 12 Novembre 2023. Ka manasa antsika ho Tonga maro. Misaotra