17/08/2026
Somaroho 09 Aout 2026
Misaotra ny mpaka sary
Jaian Andriamihoa 🙏🏼
BORN TO RIDE
❤️😎🛵❤️
17/08/2026
Somaroho 09 Aout 2026
Misaotra ny mpaka sary
Jaian Andriamihoa 🙏🏼
12/08/2026
Ride forever - Kifra 253
Zay aloha no vita fa isaorana ny Ray ao ambony nahavitana course iny ❤️
Isaorana erapo Rakotozafy Loïc Stann tompon'ny machine 🥰
Zay aloha ny vita fa manarina ny tsy mety no ataotsika 💪🏼
Misaotra ny préparateur Brown Wid Niquaise Alexandre 🐼🐼🐼 Pami Team iray manontolo
Misaotra ny frère de roues Dally Tiana Ediano Jaian Juan niaro ny voninahitry NB RUN
Misaotra membre de bureau NBRUN Guano Hiraina Arena Dadan'i Kotofetsy Tahiana Sariaka Jack Steph sy ireo membre jiaby nifanampy sy niray hina nahavitana course iny ❤️ ary mankasitraka indrindra Rollins Amoros tam fanampiana 🙏🏼
Misaotra mpankafia rehetra ary misaotra indrindra ny avy any Diego tonga avy lavitra nandray anjara tam course Somaroho 💖
🇲🇬 NBRUN
🇲🇬 SMA Diego-Suarez
🇲🇬 Pami Team
🇲🇬 Xtreme Scoot
🇲🇬 Team Mafy Boto
🇲🇬 Team Dada Guano JF Hotelp
🇲🇬 Team Andriam's
🇲🇬 Daddy Royal Scoot
🇲🇬 Ando Pièces Ambonara
🇲🇬 Mpankafia 2 roues jiaby tsy ankanavaka eto Big Nosy
29/06/2026
Nosy bé Ride Unity à Diego Suarez.
Zay no afaka naroso fa am manaraka manao misimisy 😜
Je reviendrai plus fort 💪🏼 😱
Résultats 253
5eme place Catal Jog - Ely
5eme place Catal Five - Diddi
Un grand Merci à Dieu tout puissant tamty tafika Masina iny
Un grand merci à et à mon préparateur Brown Wid am retraretra dia courage Papa fa tsy nampoizina le blem mécanique iny 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Merci NB RUN, Team Mafy Boto, Team Andriam's, SMA Diego, aux supporters et à toute la famille 2 roues qui nous à supporter ❤️🥰😎
Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie amaly fitia anareo tsirairay avy sy izay tsy voatanisako eto 👍🏼💯
28/05/2026
Moto by Ambinintsoa Garage
Préparer par Brown Wid ❤️
Nosy bé Hell Ville Town lesy Brada 😎
28/05/2026
Mes frères deux roues ❤️💪🏼🙏🏼
16/05/2026
Nettoyage avant montage 😎
14/05/2026
Load 2020
Reload 2026
Nahavita 6ans le Jog 54mm Course 45mm
🔥🔥🔥🔥🔥