HV GYM

HV GYM Musculation_Cardio_Fitness
Adresse: Camp Vert à côté Pizza Eden route vers Jirama Hell Ville
Contact: +261 32 51 232 38

□  AMIN’NY TONTOLON’NY SPORT, TSY MISY HOE “MAMBOLY VOKY” NA “TSY MAMBOLY VOKY”!□  NY FIEZAHANAO IHANY NO MAMORONA NY VO...
15/09/2026

□ AMIN’NY TONTOLON’NY SPORT, TSY MISY HOE “MAMBOLY VOKY” NA “TSY MAMBOLY VOKY”!
□ NY FIEZAHANAO IHANY NO MAMORONA NY VOKATRA.

HV GYM — Discipline • Performance • Résultats.

Mety hiova loko indray ny HV GYM ato2, miezaka manatsara hatrany isika mba hampazo anareo client izay tsy misaraka amina...
09/09/2026

Mety hiova loko indray ny HV GYM ato2, miezaka manatsara hatrany isika mba hampazo anareo client izay tsy misaraka aminay .

□ ZAVATRA TSARA TOKONY HAZAVAINA AMIN’NY OLONA MIARAKA AMINAO 🏋️‍♂️😂Tsy midika akory hoe mampirafy anao ny vadinao rehef...
06/09/2026

□ ZAVATRA TSARA TOKONY HAZAVAINA AMIN’NY OLONA MIARAKA AMINAO 🏋️‍♂️😂
Tsy midika akory hoe mampirafy anao ny vadinao rehefa tsy mikitika na tsy manao RS aminao mandritra ny fotoana maro.
Indrindra ho an’ireo manao sport sy mikarakara forme, dia mety hisy fotoana tena mifantoka amin’ny entraînement, récupération ny vatany izy. 💪
Ka aza tonga dia mieritreritra hoe: 👉 “Fa maninona izy no tsy te hanao RS amiko?” 👉 “Sao dia misy olon-kafa?”
Diso ianao raha toa ka izay no ao antsainao.

□ MBOLA TADIDINAREO VE IRETO SARY IRETO?👀 IZA AMINAREO IREO MBOLA MIKOTRANA HATRAMIN’IZAO? 🙋‍♂️🙋‍♀️ Asio tsangatanana ke...
05/09/2026

□ MBOLA TADIDINAREO VE IRETO SARY IRETO?
👀 IZA AMINAREO IREO MBOLA MIKOTRANA HATRAMIN’IZAO?
🙋‍♂️🙋‍♀️ Asio tsangatanana kely ✋ izay mbola tsy niala tamin’ny sport hatramin’izay!
😅 Fa izay efa nijanona kosa… aza menatra fa mbola afaka miverina foana e!
👉 Lazao amin’ny commentaire hoe: “MBOLA MIKOTRANA 💪” raha mbola ao anaty combat ianao! 😎
NY HV GYM — Tsy mijanona, fa mandrosohatrany!

24/08/2026
ANAO KOA TIA HAHITA VOKATRA TSARA? MANAGNA FAHARETANA, RESEO NY HAKAMOAN, ARY MAKA OLONA IRAY ATAONA MODELY.NY EZAKA ATA...
14/08/2026

ANAO KOA TIA HAHITA VOKATRA TSARA?
MANAGNA FAHARETANA, RESEO NY HAKAMOAN, ARY MAKA OLONA IRAY ATAONA MODELY.
NY EZAKA ATAONAO ANIO NO MITONDRA NY VOKATRA IRINAO RAHAMPITSO. 🏋️‍♂️

Toute l'équipe de HV GYM Nosy-Be vous souhaite un très joyeux anniversaire ! 🎉🎂Que le Seigneur vous bénisse, vous protèg...
20/07/2026

Toute l'équipe de HV GYM Nosy-Be vous souhaite un très joyeux anniversaire ! 🎉🎂
Que le Seigneur vous bénisse, vous protège et vous guide à chaque étape de votre vie. Nous vous souhaitons une excellente santé, beaucoup de bonheur, de réussite et de nombreuses années de vie.

🥤 MITADY JUS NATUREL VE IANAO? 🍍🍊🍉Tongava eto amin'ny HV GYM, akaikin'ny Bar Pizza Éden!Eto dia ahitanao jus naturel vao...
13/07/2026

🥤 MITADY JUS NATUREL VE IANAO? 🍍🍊🍉
Tongava eto amin'ny HV GYM, akaikin'ny Bar Pizza Éden!
Eto dia ahitanao jus naturel vaovao sy matsiro, vita amin'ny voankazo voafantina.
■ Tsiro tena izy
💪 Mety ho an'ny mpanao fanatanjahan-tena sy ny rehetra
■ Mamelombelona amin'ny fotoana rehetra
¤ HV GYM – Marikitry Bar Pizza Éden, Hell-Ville, Nosy Be.

Address

Nosy-Be

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HV GYM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share