Miarahaba atsika jiaby. Nohon' ny toetrandro misy eto Sambava anio 28 Avril 2024 dia mampandre atsika jiaby ato am J*P MADA SAMBAVA n'a joueurs n'a Ray Aman-dreny fa tsy misy lay match saika hatao ao am Terrain RAVINALA anio.
WE are 🏀🏀🏀
J.A.P MADA Sambava
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J.A.P MADA Sambava, Sports Club, Sambava.
23/02/2024
Avy raha Ty🏀❤️🏀
Ilazana isika rehetra fa rehefa tsy disponible ny Cercle chinois de any am Lycée Mixte ny entraînement isakin Samedi.
Misaotra antsika aby
04/11/2023
Vita ndray aloha ny kotrana androany. Mazoto ny ankizy ka lasa manome Hery ny Coachs. Allez les J*P, We are basketball 🏀🏀🏀
29/10/2023
Efa miverina manao entraînement ny J*P MADA SAMBAVA
Mbola ao am Cercle Chinois aloha ny entraînement jusqu'à nouvel ordre.
Mazotoa mikotrana jiaby.
🏀🏀🏀
16/09/2023
Du Basket dans le sang
Frères d'armes. Merci à nous tous.
Merci à nos efforts, Igny aloha ny vitatsika amin'ny manaraka Manao misimisy.
Misaotra antsika niaro voninahitrin Club
Niaro voninahitrin'ny Sambava
Niaro voninahitrin'ny Faritra SAVA
Bonne vacances 🏀🎊🏀
Merci Coach tsy mitandro hasasarana mampita fahaizana amin ireto zanaka tsika❤️
13/09/2023
Allez J*P MADA SAMBAVA 🏀🏀🏀
12/09/2023
3e victoire vs BCO BOENY
64 - 24
Allez jusqu'au sommet 🏀🏀🏀
12/09/2023
11/09/2023
3e journée victoire vs EBA ITASY
77 - 39
Allez les gars jusqu'au sommet 🏀🏀🏀
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Sambava
14/09/2023