21/09/2024
Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza,
FINALE SUPER COUPE,
Dimanche, amaray le 22 Septembre 2024..
Coupe Aomby Telo.
A 13H 00: Match d'ouverture
ร 15H 00: FC KARANY Antsahalaligny vs FC EDDY AMBINANIBE.
Venez nombreux !
17/09/2024
Hatao Eto amin'ny Terrain PK10 - Ambohimalaza,
FINALE SUPER COUPE,
Dimanche, le 22 Septembre 2024 ho avy zao..
Coupe Aomby Telo.
A 13H 00: Match d'ouverture
ร 15H 00: FC KARANY Antsahalaligny vs FC EDDY AMBINANIBE.
Venez nombreux !
24/08/2024
VAOVAO MAHAFALY HO AN'IREO BACHELIERS 2024: AFAKA MANAO FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY
๐ฎ Araka ny toromarika avy amin'ny .
๐ข Ireo tanoralahy sy vavy rehetra afaka tamin'ny teo, ka mahafeno ny fepetra takiana rehetra dia:
๐ Afaka manatitra ireo antontan-tararasy takiana eny anivon'ny akaiky azy.
๐ฅ Mihemotra hatramin'ny 30 Aogositra 2024 izao ny daty fara-fanaterana ny antontan-tararasy.
โถ๏ธ Ho an'ireo vao afaka BAC: raha misy ny attestation de rรฉussite dia raisina, na koa ny avy amin'ny no taratasy fanamarinana entina.
๐ Ampitapitao.
๐ Ndao hanao zandary fa tsara anie ity zandary ity ry zandry e !
๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ๐ฎ
ยฉ CIRGN
14/08/2024
Kitio soratra manga kely io ๐๐
--------------------โฅ---------------------
13/08/2024
Tournoi SUPER COUPE,
COUPE AOMBY TELO (03).
Phase : Demi Finale aller.
Tontosa soa amantsara androany , dim 11 Aout 2024 ny Match nihaonan'ny FC KARANY Antsahalaligny vs F.C.A Antanifotsy. 3 ร 0 ny en faveur FC KARANY Antsahalaligny tamin'ity match Aller fa @ Dimanche, le 08 Septembre 2024 ny Match retour. Manantena ny Surprise ny F.C.A Antanifotsy.
Agny koa rendez-vous
10/08/2024
Ity programme ร PK10
Dim le 11 Aoรปt 2024
bon ambiance