Thermik Addict RC team

Thermik Addict RC team Team RC car et Avion à Mada. Thermique et Electrique

Merci @ le Motor Show 2025.Nilay ny ambiance e
15/04/2025

Merci @ le Motor Show 2025.
Nilay ny ambiance e

Jour J!Salon de l’auto Madagascar  Gasy RC ... 🤘🏼🇲🇬🚗 Lasa izao
12/10/2024

Jour J!
Salon de l’auto Madagascar

Gasy RC ... 🤘🏼🇲🇬🚗
Lasa izao

Miarahaba ary mankasitraka feno ny Team rahalahy RC inside  nahatontosa iny manche androany iny.Tsy mora ny vaky sehatra...
25/03/2023

Miarahaba ary mankasitraka feno ny Team rahalahy RC inside nahatontosa iny manche androany iny.
Tsy mora ny vaky sehatra nefa dia tsy nisy ny sampona.
Mirary ny Team hafa indray ho @ manaraka.
Mahereza daholo ary.

Evènement 2023.Manasa antsika rehetra e.Miaraka @ RC inside.
14/03/2023

Evènement 2023.
Manasa antsika rehetra e.
Miaraka @ RC inside.

Joyeux Noël à tous!Milalaova finaritra daholo é!
25/12/2022

Joyeux Noël à tous!
Milalaova finaritra daholo é!

Efa raikitra ny ety La City Ivandry .Miaraka  inside dia manotrona eto koa isika.Tongava maro e!
17/12/2022

Efa raikitra ny ety La City Ivandry .
Miaraka inside dia manotrona eto koa isika.
Tongava maro e!

Inty ary ny resultat ny manche tsika teo e!Milay be daholo ry zalah a.RDV en 2023!
02/12/2022

Inty ary ny resultat ny manche tsika teo e!
Milay be daholo ry zalah a.
RDV en 2023!

Araho en direct ny Rallye tsika anio miaraka Rallygasy.Manasa antsika koa ho tonga mijery mivantana eny @ CCI Ivato fa g...
27/11/2022

Araho en direct ny Rallye tsika anio miaraka Rallygasy.
Manasa antsika koa ho tonga mijery mivantana eny @ CCI Ivato fa gratuit eny an!

Address

Tananarive

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thermik Addict RC team posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share