Association Ny Tanana

Association Ny Tanana

Share

Fanombohana sy Famokarana amin'ny Ezaka atao

31/05/2026

Hafa ihany

Photos from Association Ny Tanana's post 13/04/2026

Ankasitrahana ny Mpikarakara fa isany nanana tombony ka nisitraka tamin'ny ireo ny

Mamerina ny Fisaorana hoan'ny izay isany mametraka ny vina hoamin'ny fitadiavana tombotsoa iraisana hoan'ireo .🙏

👉👉Ianao koa, na aza dia manana sehatra afaka hivelarana foana

mandray anao izahay,

26/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsiresy Freda, Fenohasina Tahinjanahary Ezaka, Miora Ny Aina Nandrianina, Odillon Christien

16/03/2026

Mbola betsaka ireo mametraka ny vehivavy ho sakana amin'ny fampandrosoana,,,,
Mbola betsaka koa ireo Vehivavy mihevitra ny tenany ho mpitondra Zaza sy mpikarakara tokatrano fotsiny...

,

👉Andao hifanampy sy hifanome tanana hanarina izay lesoka fa ny dia antoka iray sy lanja iray hiankinan'ny Fandrosoana.

Izany no Andraikitra takiana aminay ka hiantsonay anareo izay vonona hiaraka aminay.



08/03/2026



Ny association ny tanana dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra amin'izao fetin'ny vehivavy izao 🌸
Mirary antsika amin'ny adidy sy andraikitra izay sahanina eny anivon'ny ankohonana , anivon'ny fiarahamonina sy sehatra maro samihafa
Ho vehivavy mahaleo tena sy antoky fampandrosoana anie isika 🌸

👉Akoatra izay andao hifanentana @ famerena-kasina azy ireo.

Photos from Association Ny Tanana's post 29/01/2026

Hoy ny filamatra ato aminay :

👉Tsy afaka Ahita vokatra ny tsirairay raha tsy Manomboka,
👉Tsy afaka ho Tonga raha tsy Manomboka

Atombokay ny -tena handray ireo tanora maro be , ,

Ary Ianao, 👉 Hanomboka koa ve?


11/01/2026
11/01/2026

Efa samy manomboka ve?

Ny action ataonao no miteraka Fahombizana fa tsy ny imagination akory,,,,
👉Andao ary👌

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Tananarivokely?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Tananarivokely
102