Légendes du football

Légendes du football

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Légendes du football, Sport & recreation, Toamasina.

🔴Mpan-dalina sy mpanadihady kitra maneran-tany🌏🇨🇰

🗞Mizara vao2 kitra #marim-pototra📺

🏅Mizara ireo tsara ho fantatra sy tantaran'ireo #légendes du football taloha

Nb:🎯☏Afaka #hanontaniana any amin'ny mp raha misy fanontanaina momba ny kitra

27/08/2026

Simba lc elahy ry Olie Watkins ! Tsy fidiny hoan'i cr7 anie any fa efa hantitra e..Elahy mbola tanora ary mahay be nefa any sahady😪🥺

27/08/2026

Woah!!! Raha mitohy izao dia ho saison blanche ny fc barcelone😁

26/08/2026

L'homme qui changeait le dstin du match! Kevin De Bruyne 😊🙏

26/08/2026

Classement please😁
Liga resaka eto

26/08/2026

Miodina tsara machine Mbappé,nahavita triplé sahady

26/08/2026

Akory aby aila2 zay e? Zao vao tafaverina

26/08/2026

Nampidibaolina voalohany i Vini vaovao!

14/08/2026

Hanomboka rampitso ny la liga,
25Août ny volohany

Efa sasa-mianandry ny admin e

10/08/2026

Magnao attaque ve Barça sa midefendre ity?😁

Fakafakao,porofoy

Photos from Légendes du football's post 08/08/2026

💔🕊️ MISAONA NY TONTOLON'NY KITRA😭… 🇦🇷

Nodimandro androany i Jorge Horacio Messi, rain'i Lionel Messi..68 taona izy no nindaosin'ny fahafatesana izao,efa ela izy narary ka izay maty izao!
Any andrenivohitr'Argentin no misy azy hotronin'ny sy ny olona akaiky🖤

lty rainy ity no nazy,manaraka azy eny rehetra eny fona, izy no nanotrona azy t@fahakeliny t@olan'ny tsy fitomboan'ny sela tamin'ny Messi ka nahatonga azy nitombo halavana rehefa 'ny FC Barcelona i Messi!

🙏🏾Reposez en paix, Jorge Messi. 🕊️🇦🇷

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address


Toamasina