Coach Léti

Coach Léti

Share

Coach sportif
Personal Trainer en Ligne et Présentiel
Conseil Diétetique
Motivation en activité physique
Influenceuse
TAMATAVE

05/09/2026

Relax
Villa Fleur de l'Océan Indien

05/09/2026

Eto ampandinihina mafy izaho io hoe asiana fahatelo ihany ve 🤔?
Ny villa nialana sasatra ity efa manome indice ihany amin' ito chambre avec berceau milay be ito

Villa Fleur de l'Océan Indien

Coach Léti

04/09/2026

Tirage Tosika Boost
Coach Léti
Inovatic

04/09/2026

Misakafoana aloha e 😋, mialohan'ilay
LIVE TIRAGE TOSIKA BOOST 20H

Matsirouuuuuu💖💖💖💖
Coach Léti

04/09/2026

Alohany atory dia milatsaka ny mp an'ilay zanako vavy , faly erỳ aho nahita ny vidéo any hoe :TAPAKEVITRA NY IKOTRANA kiala kely 😁
Nataoko moa ny correction an'ilay mouvement fa misy tsy mety kely🤗!
Alefa Laureanah Mitia 🥰🥰🥰🥰

Ianao koa ve efa nanapakevitra ny ikotrana amin'izay???

Ataovy anaty commentaire ara hoe IKOTRANA ho anareo izay mbola mitady motivation anombohana ao!

Ivoaka tsy ho ela ny
PROGRAMME D'ENTRAÎNEMENT AUTONOME IZAY AZONAO ATAO NA ANY AN-TRANO NA ANY AMINY SALLE 💪

Aza miala lavitra ✅️

Madiva.mg
Coach Léti
Eric Favre Sport

03/09/2026

Fanazavana TOSIKA BOOST avec Coach Léti et Inovatic

03/09/2026

🤗Mitady VILLA INSTAGRAMABLE MILAY BE AO FOULPOINTE AU BORD DE LA MER pour 5 Personnes
VENDREDI -SAMEDI 🤗

(Raha vonona ny anao collaboration dia vao maika tsara , afaka mifampiresaka ao aminy whatsapp 0345135437)

LIVE FANAZAVANA CONCEPT TOSIKA BOOST 20H

(ity izao tao Or'Delice Résidence Appartements Meublés izay mi sponsorisé an'i Coach Léti rehefa en déplacement sur Tanà)

03/09/2026

Normale be anie raha tsy rodana aloha hatreto na dia tsy afaka mikotrana toy ny taloha intsony (avy aminy ilay marary lamosina be) !!!😋😋😋😋

Sady iza oa no miteny anareo fa Mijaly sy tsy afaka misakafo matsiro ny manaraka diète e??

Ny Fototra oa tsy azo atao ambanin-javatra✅️

Raha manana base ara-tsakafo ianao indrindra ka TENA MANARAKA fa tsy TAITAITRA FOTSINY dia afaka mampiditra complément alimentaire izay adapté aminy objectif-nao tsikelikely amin'izay ianao.

Ny ahy izao OMEGA 3 - ZMA- ISO ZERO- EAA an'i Eric Favre Sport no ampiasaiko

Ary ianao🫵AIZA HO AIZA IZAO NY OBJECTIF, 4 VOLANA SISA DIA TAPITRA INDRAY ITY TAONA ITY AN😁

➡️ATAOVY HOE "FOTOTRA" anaty commentaire raha te anomboka ianao.

Coach Léti

03/09/2026

Manaova Présence daholo indray izay efa mpanao an'ito exercice ito👋

Ilay mibata mavesatra , vitsy reps atao milamina sa ilay charge maivana be reps atao aingana no ankafizinao????

👇👇👇👇👇👇👇👇👇

Coach Léti

02/09/2026

📣 Te hampisondrotra sy hampalaza kokoa ny activité-nao ve ianao ?

ATAOKO NY PUB-NAO + AMPIHARIN'I INOVATIC NY FAHAIZANY MI-BOOSTER PUB SY PAGE ho lasa plus visible kokoa✨️
GRATUIT DAHOLO IZANY ho an’ny iray aminareo izahay :👇
✅️Manana page, varotra an-tserasera, activité kely, na service tianao hampahafantarina ve ianao ?
👉 Raha te handray anjara dia soraty ao amin’ny commentaire :
➡️JE VEUX + ANARAN’NY ACTIVITÉ-NAO
➡️Partager-na anaty Story ity Pub ity

🎲 Tirage au sort EN LIVE ny Zoma 04 Septembre 20h📲

Ny valiny dia hambara ao amin’ny Story sy eto aminy pejy

🔥 Anjaranao izao!

❌️AMIN'ITY INDRAY MITORAKA ITY DIA TSY MILA MIANTOKA INFLUENCEUR IANAO, TSY MILA MIANTOKA PANAO MONTAGE NA CONCEPTION TSY MILA MIANTOKA BOOST PAGE SY BOOST PUBLICATION FA HO ATAONAY FANOMEZANA HO ANAREO❌️

Live rahampitso 20h eto @ Pejy anazavako be be kokoa aminareo mivantana, AZA TARA AN!!!

Coach Léti
Inovatic

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Toamasina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Tanambao 5
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00