19/07/2024
Io Tournoi akaiky indrindra aty @ RN1
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BATAY De COQ Watawata Ofisialy Page, Sport & recreation, Tsiroanomandidy.
19/07/2024
Io Tournoi akaiky indrindra aty @ RN1
Team Gr***de Bôirana vs. Team Combraz mainty
2k Wat strong
25/10/2023
2k wat strong
15/10/2023
Harabaina Vahatra sy Johanna nanorina tokantrano androany Asabotsy
Namana mpapiady akoho
Mahareta Tokatrano
(Sary nahazona alalana t@ tompony)
07/10/2023
TOROHEVITRA MAHAKASIKA NY AKOHO KELY
Maro isika tratran'ity hoe akoho kely vao feno 1volana sy tapany dia marary dia matimaty izy avy eo.tsy hoe barika na peste no mahazo azy fa resaka stress no mahatonga an' izany lasa tsy dia miasa tsara ny taova fandevonan-kaninan'ilay akoho kely amin'ilay miova volana iny ka misy akoho tsy mazaka izany fiovana izay dia lasa ohatran'ny tsy dia malevona sakafo dia aveo ohatran'ny manjonitra rehefa tsy vokarakara ary mety ho tonga hatramin'ny fahafatesany ilay akoho mihitsy.
👉🏻 mba hisorohana izany dia vao hiditra 1 mois ny akoho kely dia omeo odi-kakana 2jours ary afaka 7jours omeo vitamine anti-stress
👉🏻 raha efa somary tsy mahalevona sakafo na malaindaina na manjoretra dia vitamine + antibiotiques 5jours.
🔴Harao hatrany tsika !
COMBAT Team BCF vs Titan Arivonimamo
Maro nareo no nitady vidéo ny adin'akoho any team PAZZAPA vs Taliban
de io Ary araho atrany n'y page Batay de coq watawata Ofisialy Page