07/04/2024
Jour de Match ⚽️⚽️⚽️.
A.S FATAVA Vs Talenta Akademia au Stade Paul Be Brickaville 🏟.
Alefa Zalah 💪🙏.
Page Officielle de l'A.S FATAVA ou FAnilon'ny TAnora VAtomandry.
07/04/2024
Jour de Match ⚽️⚽️⚽️.
A.S FATAVA Vs Talenta Akademia au Stade Paul Be Brickaville 🏟.
Alefa Zalah 💪🙏.
19/03/2024
Ny Filaharana vonjimaika ny Championnat de la Ligue de Football Atsinanana ⚽️.
Laharana faha 04 isika , manana isa 04 raha nahavita Lalao 04.
Lalao 02 sisa hoantsika izay hihaonana amin'ny F.C. Fanahisoa any Toamasina 🏟 sy ny Talenta Akademia etsy Niarovana Caroline 🏟; ka miankina amin'ireo ny ahafahana miditra ao anatin'ireo Ekipa 08 hiatrika ny ampahefa-dalana 💪⚽️.
Mbola lavitra ny Lalana kanefa vonona izahay ny hanome ny tsara indrindra hatrany 💪💪💪 .
Alefa A.S FATAVA ⚽️
18/03/2024
Goal Elardi11 🌊⚽️🌊⚽️🌊
📸 Pic By One Focus Photography Ligue de Football Atsinanana
18/03/2024
Famintinana an-tsary ny lalao nihaonana tamin'ny Dynamic FC tao Barikadimy Toamasina ny Alahady lasa teo 🏟.
Alefa A.S FATAVA .
📸 One Focus Photography
17/03/2024
Tapitra ny Lalao ⚽️.
Nisaraka ady sahala ny Ekipa roa tonta Dynamic FC 02-02 A.S FATAVA (Cael 28' , Elardi 36').
Niezaka ny ekipa ary nanindry dia nanindry fa tsy nambinina isika teo amin'ny famonoam- baolina ka nijanona ho sahala ny isa.
💪 Niaiky antsika ny mpijery baolina tao Barikadimy Toamasina 🏟.
Manana tanora manantalenta i Vatomandry 🌊🇲🇬⚽️.
🏟⏱ Any Niarovana Caroline ny fotoana manaraka izay hihaonana amin'ny Ekipan'ny Talenta Akademia Toamasina koa manome fotoana antsika sahady.
🙏🙏🙏 Eto koa dia manararaotra mangataka tolotanana / tolo-kevitra avy amintsika zanak'i Vatomandry (Distrika) tsy ankanavaka sy ireo mpankafy A.S FATAVA rehetra. Mila tohana avy aminareo izahay mba ahafahanay miaro ny voninahitry ny Distrika satria mbola lavitra ny lalana, mbola betsaka ny tsy ampy.
Misaotra ihany koa an'ireo izay efa nanome sy nanohana teo foana hatrany.
16/03/2024
Miainga izao maraina izao ny Ekipantsika A.S FATAVA hihazo an'i Toamasina hiatrika lalao baolina kitra amin'ny ekipan'ny Dynamic FC Toamasina 🌊⚽️🏃♂️.
⏱ Rahampitso amin'ny 12 Ora sy 30 minitra no fotoana ao amin'ny Kianjan'ny Stadium Barikadimy Toamasina 🏟.
Hoantsika eto à Toamasina, Tongava maro manohagna ny Ekipantsika 🙏🙏
13/03/2024
🇲🇬 Amin'ny Alahady ho avy izao ndreka ny fotoana magnaraka.
Dynamic FC Vs A.S FATAVA ao amin'ny Stadium Barikadimy amin'ny 01 ora atoandro.
Tiavo nentegna fa nen'olo tsy ho amiany ❤🙏
10/03/2024
🇲🇬🇫🇷 Remerciements (Fisaorana)
Ny Ekipan'ny A.S FATAVA iray manontolo dia misaotra ireo mpagnampy sy mpanohagna ny Ekipantsika.
👉 Isaoragna ny Député de Madagascar voafidy teto Vatomandry , Mr l'Honorable Raulan izay mpanampy sy mpanohana mavitrika ny Ekipantsika.
👉 Isaorana Mr le Président Ligue de football Antsinanana izay sady miahy no magnampy ary nanoro hatrany antsika ihany koa.
👉 Ny Section football Vatomandry izay teo ankilan'ny Ekipa hatrany.
👉 Ireo Raiamandreny, Zoky & Zandry izay nagnampy bediabe ny Ekipantsika izay tsy ho voatanisa eto daholo fa maro dia maro...
❤🙏Mankasitraka aby arah🙏❤.
🙏🙏🙏Aketo dia mbola magnentagna ansena izay managna fahefana sy fahafahana ary fagniriana hagnampy ny Ekipa izay misolo tegna ny Distrikan'i Vatomandry Satria mbola lavitra ny lalana (mbola misy match maromaro en déplacement) ary mbola betsaka ny tsy ampy 🙏🙏🙏.
10/03/2024
🇫🇷 Match Términé.
Une Défaite 3-1 de nos Jeunes face à une formidable équipe de Tia Kitra Fc Toamasina .
Les 20 premieres minutes étaient pour les visiteurs (3-0) , Malgrès cela nos joueurs n'ont pas baisser les bras et ont préssé durant les 70 dernieres minutes mais la chance n'était pas de notre côté car les occasions en notre faveurs ont été multiple.
"On reviendra encore plus fort la prochaine fois."
🇲🇬 Tapitra ny Lalao.
Resy 3-1 ny tanorantsika manoloana ny Tia Kitra Fc avy ao Toamasina.
Nanindry dia nanindry ny vahiny tamin'ireo 20minitra voalohany (3-0) , Fa niezaka hatrany ny ekipantsika nanenjika ny isa fa tsy nambinina na dia maro dia maro aza ny "occasions" ka nijanona ho 3-1 foana ny isa.
✅ Na dia teo aza izany nametraka réserves ny A.S FATAVA manoloana ireo trangan-javatra tsy dia mazava nisy androany:
👉 ny iray resaka arbitrage izay niarahan'ny daholobe nahita fa tsy dia nilamina.
👉 ny iray resaka fampilalaovan'ny adversaire ntsika mpilalaon'ny DATO Football Club Farafangana 309 miisa roa be izao teny ambony kianja (Jinidy & Yvon) izay midika ho double appartenance ary voararan'ny lalàna mifehy ny Football (À Suivre).