FMFOI Ile Maurice
« mais cherchez premièrement le royaume de Dieu et sa justice, et toutes ces choses vous seront do Une église chrétienne qui prêche la Vérité biblique.
Sa doctrine se base ainsi sur l’observation des commandements de Dieu, la prophétie, la foi en Jésus et la Puissance du Saint Esprit. Partager la Vérité pour que les malades guérissent, les détenus soient délivrés, les plus faibles soient relevés et surtout pour que tous reçoivent le salut éternel. (Jean 8 :32 « vous connaîtrez la vérité et la vérité vous affranchira ») Tel est le but que s’est fixée l’église dans l’accomplissement de ses actes.
07/06/2026
29 TAONA NY HOSOTRA PASTEUR
07 Jona 1997 - 07 Jona 2026
Mankalaza ny faha 29 taona ny hosotra Pasteur isika eto amin'ny FIangonana FMFOI Manerantany.
⚜️ Hosotra izay tena nampandroso ny Fiangonana ka nampiely ny Filazantsara eran'izao tontolo izao. Ity hosotra ity dia noraisina niainga tamin'ny alalan'ny antson'Andraiamanitra ny rahalahy "Benjamina" fony mbola olon'izao tontolo izao, nisy ny fiovam-po, nisy ny fibebehana, teo koa ny fahavononana ny ho mpitory filazantsara ka hampalaza y anaran'i Jesosy.
🎙 Ny hosotra Pasteur no nampijoro ny Fiangonana ka nampiorina tsara ireo fampianarana, ny rafitra, ny sampana velona, ary koa ny batisan'ny Fanahy Masina izay notadiavina tao anaty fifadian-kanina 21 andro sy 21 alina. Rindrina lehibe izay miaro ny fiangonana tsy ho rava na ho potika.
🏆 Betsaka ny olona nahazo famonjena sy fiovam-piainana lehibe tamin'ny fitoriana filazantsara izay nataon'i Pasteur Benjamina ka rariny raha omena voninahitra Jehovah izay nanome izany hosotra lehibe izany.
🎊 Firariantsoa hatrany no omena ny "Apostoly Benjamina mivady" hamantaran'ny Tompo ny Fiangonana ary koa nanaiky ny antso handray an'i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany. Jehovah anie hanome hery sy fahasalamana hatrany hampitomboanareo ny fanjakany. Mahereza Apostoly mivady
"Ny voninahitr'ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha, hoy Jehovah, Tompon'ny maro..." Hagay 2: 9
03/06/2026
Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard!
Hanta Rafarasoa, ۦۦ HOSEA, Ny Aina Ral, Jean Stevanot, Mikaia Valimbavaka, Mah Rinah, Raheliarisoa Ghislaine, Tolotra Andrianjafy, Ana Louïsà, Liva Rajaonarivony, Safidy HN, Gøldëñ Sërgïö, Veroniaina Raoziarivelo, Sandra Rakotoniaina, Vatsisoa Andriah, Nante Naina Rkt, Lalaina Rianala Candys, Mamytiana Mivarotra Telecommande, Tahinjanahary David Andrianirina, JONATANA Albert, Andrianjaka Lalaina, Alexadre Andrianantenaina, Jean Robel, Antsa Ny Aina Lynda, Rst Tanjona, Maminiaina Nionitsoa, Haja Mahazomanana, Manana Iris, Fa Na, Ïs Maël, Tinahh Honiison, Tiana Bergicourt, Kev Aro, Fanaperana Manambina, Eli Raj, Vivante Randria, Idealy Fanamperana, Aina Gsm, Silva Zion, Setra Nomenjanaharyzj, Amitié Rosa, Jii Kael, Tec Belalona, Shinny Lovasoa, Myh Tsinjo Tiantso, Zara Marie Juliette, Feno Hasina, AndriaNarisoa SolofoNiaina, Myh Ka, Mirija Cedric Rakotondratsimba
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
33 Avenue Des Colombes Sodnac
Quatre Bornes
72351
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Sunday | 08:00 - 18:00 |