25/06/2026
🇲🇬⚽ LE GRAND RENDEZ-VOUS APPROCHE ! 📢🤩
Association Sportive Alpha
25/06/2026
🇲🇬⚽ LE GRAND RENDEZ-VOUS APPROCHE ! 📢🤩
08/06/2026
🔥TOURNOI CLASHFAME 4
📣 ⚽🔥
Ce samedi 13 juin 2026 à partir de 14h, l’équipe ALPHA sera sur le terrain pour le tournoi Clashfame 4 au terrain TSG Verrenberg à Öhringen💪🏆!
01/06/2026
📣🇲🇬 Tournoi de l'indépendance
Anisan'ny mpandray anjara amin'ny Tournoi de l'indépendance izay karakarain' Madagassischer Fußballverband -MFD izay ho atao ny 27 Jona 2026 any Münster ny ekipantsika.🤩🏆
Tongava manohana ny ekipa ary🔥
📍Adresse: Westfallenstraße 240; 48 165 Münster
Asabotsy tontolo andro ny lalao no ho atao.🇲🇬
AS ALPHA⚽️
18/04/2026
Tournois Dona Be Karlsruhe.
Fandraisana anjara voalohany ho an’i As Alpha ny tournois nokaranarainy Madagassischer Fußballverband -MFD
Phase de poule:
As Alpha vs Bemiray (1-1)
As Alpha vs 261 Fc (2-1)
1/4 de final
As Alpha vs AST Kitra (1-1)
tir au but (1-2)
Mankasitraka antsika rehetra nanohana ny As Alpha.
Hiezaka hatrany ny hanarina ny tsy mety ny @ manaraka.
Alefa As Alpha💪