Backyard ULTRA BY KETSA

Backyard ULTRA BY KETSA

Share

sport d'endurance

02/06/2026

📻Henoy ny Radio Nasionaly Malagasy Rnm

Raha te ahafantatra misimisy kokoa momba ny hetsika Backyard ULTRA BY KETSA isika dia afaka miheno ny fandaharana Sahoby Midadasika mandeha amin'ny RNM androany talata amin'ny 9 ora sasany maraina. Apitapitao

20/05/2026

Mila anao izahay!

Miangavy izay mahalala tanana mba hanampy anay amin'ireto fitaovana ireto :
- Lampes mascottes
- Grands chapiteaux
- Parasols
- Projecteurs solaires
- PPN (vary, siramamy ...)

Afaka aterina ao amin'ny centre Ketsa Antanety II, Vontovorona.

Tsy misy zay tonga lafatra fa tsara ny mifanampy 😉

13/05/2026

Resaka fandoavana ny fandraisana anjara amin'ny BUK no azavaina antsika androany.

👉 En ligne daholo ilay izy, rehefa mitsofoka ao anaty ilay rohy fanoratana anarana dia misy hoe reference de paiement. Rehefa avy mandoa ny sarany amin'ny Mvola dia mahazo SMS avy amin'zareo ianao. 📩

Misy ilay Ref : 1234567 iny am farany dia iny no adika ao anaty ilay fiche d'inscription.

📧Rehefa voamarina fa nahavoaloha ilay izy ianao dia andefasanay mail de confirmation.

🚫 Raha toa ka mbola tsy nahazo mail ianao dia avereno jerena ilay fiche sao misy diso afaka alefanao MP aminay ilay reference raha diso.

Ito ny rohy fisoratana anarana : https://docs.google.com/forms/d/1sSfOm7wq-96BivPvomXyRxjijrTwcZi-LaVZeQeYbKw/edit?usp=drivesdk

Photos from Backyard ULTRA BY KETSA's post 01/05/2026

Prêt à relever le défi ?

Commencez par connaître les règles.
Le règlement du Backyard ULTRA BY KETSA est disponible.

👉À lire avant de prendre le départ

30/04/2026

Deux formats, deux expériences.

Le Backyard ULTRA BY KETSA 2ème Edition proposera cette année :

🏃‍♂️ BUK – pour les coureurs prêts à relever un défi d’endurance
👧🧒 Kilonga Tour – une course dédiée aux enfants

Deux parcours, un même esprit : se dépasser et partager.
👉 Les inscriptions pour bientôt
👉 Restez connectés

Photos from Backyard ULTRA BY KETSA's post 27/04/2026

Découvre toutes les raisons pour participer au Backyard ULTRA BY KETSA ...

Et maintenant, une seule question compte :
👉 Es-tu prêt à relever le défi ? 💪😉

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Alakamisy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address


Lot AKT II A 03 Antanety II, Alakamisy, Madagascar
Alakamisy
101