03/05/2026
Fiarahana ny fianakaviambe ny club teny @ Place de l'Amitié ny 02 Mai 2026.
Manakasitraka ny rehetra. Tena nahafinaritra
Stade un jour, Stade pour toujours ❤🤍
03/05/2026
Fiarahana ny fianakaviambe ny club teny @ Place de l'Amitié ny 02 Mai 2026.
Manakasitraka ny rehetra. Tena nahafinaritra
Fandaminana ny eny Amboanjobe « Place de l’Amitié » ny sabotsy 02 mai 2026.
Ny sakafo atoandro (laoka sy vary) dia atolotry ny fikambanana ho antsika. TSY MILA MITONDRA VARY. Hisaorana betsaka ilay namana malala tanana, nanampy ny SOE. AZA ADINO NY FITAOVAM-PIHINANA.
Mitondra tsaky tsaky sy ny rano fisotro sahaza ho antsika izany sisa.
Ny olona mandeha fiara iombonana dia eo @ Cnaps Ampefiloha no fotoana @ 8h45 (Mila départ @ 9h)
23/04/2026
08/04/2026
scéance d'entraînement SOE sénior
Photo: Rado Robson
01/04/2026
18/03/2026
Préparez le pique-nique pour vendredi.
Entraînement à Soavinandriana pour tout le monde (sauf ceux qui ont un match) le samedi 07 mars 2026
Entraînement du samedi 28 Février 2026
- Barea Mahamasina T7
7h-9h
U20G-U16G
- Terrain Soavinandriana
7h30-9h30
Autres catégories
Matchs pour les U14G-U14F-U18G
26/02/2026
Ce week-end. Venez nombreux.
Entraînement du samedi 21 Février 2026
- Barea Mahamasina T7
7h-9h
U20G-U18G-U16G
- Terrain Soavinandriana
7h30-9h30
Autres catégories
Tsy misy entraînement rahampitso alarobia 11 febroary.
| Wednesday | 14:00 - 17:00 |
| Saturday | 14:00 - 17:00 |