SKETY for KIDS

SKETY for KIDS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SKETY for KIDS, Sports, Antananarivo.

25/11/2022

🏀COACHING BASKETBALL POUR ENFANT DE 5 ans à 15ans🏀

🔰Efa manomboka ny fisoratana anarana amin'ny cours collectif ka aza taraiky ary 😁, rentrée Samedi 03 decembre 2022
🔰Faly mandray anao sahady izahay

⏱Heure : 8h à 11h
📍Lieu : Pro pneu Morarano Alarobia (en face de Master Trade ou à 100 m de Sanifer )

droit d'inscription : 10.000 Ar
Frais de cours : 40.000 Ar / mois

NB : 💢ato amin'ny Facebook ny fanoratana anarana fa eny an-toerana vao aloha ny vola de avy hatrany de mahazo carte

💢Afaka misy manatrika ny ankizy ( Ray aman-dReny na mpanaraka )

Plus d'infos : 📞 034 08 507 99 / 034 62 554 24

24/11/2022

🌈Amin'izao vanim-potoama izao dia miroborobo ny tanora sy ny ankizy mirona any amin'ny zava-mahadomelina (sigara , toaka sns...) noho ny tsy fahampian'ny fialamboly .

🌟Andao ary sarihitsika dieny izao mbola kely izao ny sainy hanao sport (Basketball)

Ka izany indrindra no mandrisika anay hampanao cours na "coaching" basketball ho an'ny ankizy ( 5 ans à 15 ans )
Coaching individuel na collectif ☄️miaraka amin'ny coach professionnel !!!😇
Mampianatra ny bases fondamentaux rehetra , discipline , mentalité

Ka manasa anao izahay raha mahaliana anao , handefa message Ato amin'ny pejy na hiantso ny 📞📞034 08 507 99 / 034 62 554 24

ANDAO HO TEZAINTSIKA AMIN'NY ALALAN'NY SPORT NY ANKIZY HIAROVANA AZY TSY HO TRATRAN'IREO FANKAM-PANAHY ☠️⛔️🚬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
TANA101