πππ AZA ADINO NY MANANKINA NY FIAINANA AMIN'ANDRIAMANITRA πππ
π Ankino Aminy ny tontolo andronao rehetra
π Ankino Aminy ny herinandro vaovao izay ho diavina
π Ankino Aminy ny asanao rehetra
π Ankino Aminy na izay mbola anao aza
Dia hataoNy tanteraka izany... πππ
Satria fantany TSARA izay mahasoa ny zanany β€οΈ
bΓ© dia be ππβ€οΈ
Lamaody ny Rasoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lamaody ny Rasoa, Antananarivo.
De la tenue complΓ¨te au sac tendance β¨
Shop homme & femme | Arrivages rΓ©guliers
Prix craquants π | Livraison partout Mada
β‘οΈ Passe ta commande en message privΓ© !
π₯π₯π₯ BΓMBA BBBBEEEE... π₯π₯π₯
π²π¬π€TOA LAFO BE?
Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....
Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.
2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa
Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.
Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.
Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"
βοΈ Malagasy ve ianao
22/08/2025
π₯°πβ€οΈ omenay izay Tsara indrindra foana ianareo β€οΈππ₯° Sady tsy avelanay Raha tsy afapo ahn ...
π¨π¨π foana aloha ππ¨π¨
Ireto indray Ary ny β€οΈ mamy Kely π
Misy marque: Hermes, Fendi, CΓ©line, Louis Vuitton, Gucci...
πβ€οΈ Jereo izay mety dia alefaso ny commande β€οΈπ
ππ΅ Livraison partout Γ Madagascar π²π¬
π₯°ποΈ Mp vite...
21/08/2025
ππ¨π¨π¨πIZA NO TIA AN'ITY CADEAU ITYππ¨π¨π¨π
π Alefaso ny COMS ...
β€οΈ Satria tianay bΓ© ianareo dia zarainay cadeau ....
πHo avy matetika izy ato ho an'ny mpanaraka mahafatra-po β€οΈ
Tsy misokatra alahady ihany koa ny boutique π€£
18/08/2025
IZA ILAY MAHALALA NY AO???
Ny KALITAO efa tsy hazavaina an'izay EFA nanjifa π₯°π
VITSIVITSY SISA zareo a! π₯°π
π Raha te hanana Ilay cartable tsy mety Simba an-taonany maro π₯°π
π ATAOVY NY SAFIDY ... π₯°π
π Prix cadeau bΓ© hatrany β€οΈ
Misaotra izay efa nanjifa rehetra βΊοΈ tianay bΓ© ianareo π₯°ππ«Ά
18/08/2025
Vitsivitsy sisa...
ποΈ IZA NO MBOLA TSY NAHAZO??? πππ₯°
πππ Omena bΓ© foana izay mividy ato aminay πππποΈ
β€οΈ
Miharatsy n'y olona πAleo tsy mahatoky an'iza an'iza intsony...
Bon dimanche namako π₯°
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 16:00 |
| Tuesday | 06:00 - 16:00 |
| Wednesday | 06:00 - 16:00 |
| Thursday | 06:00 - 16:00 |
| Friday | 06:00 - 16:00 |
| Saturday | 06:00 - 12:00 |