Footybalistika

Footybalistika

Share

Vaovao Kitra mahaliana 24/24

14/09/2023

Tsy maintsy manao 'pompes' isakiny manao fahadisoana hoy Erik ten 😜

MAGUIRE isakiny farany herinandro

04/10/2022
08/09/2022

❌Tsy afaka iatrika ny fiarahana miaraka aminy ekipam-pirenena Frantsay i Karim .
Ny klioba Real Madrid dia manantena ny fiverenany ny voalohan'ny volana Oktobra.

FBF 📝

08/09/2022

🎙️Démbélé : "Vao tonga tato aminy klioba i Lewandowski dia nilaza tamiko fa izaho dia hanome tolotra maro ho azy 'passe decisif'.

FBF 📝

Photos from Footybalistika's post 08/09/2022

🤩Teo aminy faha 14 taonany i Giovanni zanak'i Diego Simeone no nametaka "tatouage" logo Ligue des Champions teo aminy tanany.
Omaly izy no nahatafiditra ny baolina voalohany aminy LDC niaraka ny Napoli ary tsy tanany ny ranomasony.

FBF 📝

08/09/2022

🚨OFISIALY
✅I Graham Potter indray izany no mpanazatra ny Chelsea.
[ChelseaFc]

FBF 📝

08/09/2022

Voaroka i Tuchel tao aorian'ny faharesen'ny Chelsea taminy LDC.

➡️I KLOPP taminy maraina

FBF 📝

07/09/2022

🗞️Ny fanampahan-kevitra fandroahana an'i Thomas dia efa NIALOHA ny lalao nifandonana taminy Dinamo Zagreb omaly.
[DavidOrnstein]

🟡⚫

05/09/2022

🗞️Mety hiverina ao Eropa i Diego .

Anao ny fizahana ara-batana ity teratany Espaniola ity rahampitso ao aminy klioba izay mikasa hitady mpilalao hanolo an'i Sasa Kalajdzic izay maratra mafy amin'izao.
Handrasana ny tohiny vaovao
[DavidOrnstein]

FBF 📝

05/09/2022

Filaharana tao aorian'ny andro faha 6 ny kitra Anglisy (première League).

FBF 📝

05/09/2022

Fandresena fa in- efatra misesy ho an'ny Man United iny omaly iny. 🔥

✅2-1 vs Liverpool
✅1-0 vs Southampton
✅1-0 vs Leicester
✅3-1 vs Arsenal

FBF 📝

03/09/2022

✏️Maguire : Izaho anie ny kapitenin'izy ireo eh

FBF 📝

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo