Ton corps reflète ce que tu lui donnes chaque jour. 💪🍽️
L’entraînement compte, mais la vraie transformation commence dans l’assiette.
Bien manger, ce n’est pas juste pour le physique.
C’est avoir de l’énergie, mieux récupérer, être plus performant et se sentir bien dans son corps au quotidien.
Vendredi… le week-end arrive
Profitez, faites-vous plaisir, mais ne cheat pas trop non plus 😂
C’est quoi votre plus grosse faiblesse le week-end?
Best Peaches
📍 Madagascar 🇲🇬
CrossFit | Musculation
🥇Fitgame XXL Challenge 2024
🥇Lightweight Game 2024
Athlètes L'Usine Fitness & Boxing
✉️ [email protected]
« Manja be nareo mirahavavy », nefa mpianaka izy roa 🤣 Ilay tena Maman izao no faly tenenina an’izany. Mila mihevi-tena ve ilay zanaka 🤣
Dia ilay misy miteny hoe : « Tu ne fais pas ton âge » na hoe « Inona akia ny anti-ride ampiasaindry ? ». Na hoe : « Tena mavitribitrika anie i Maman izany e ». Faly ery ilay madama 🤩
Ny Maman tena jejo. Tiany mihitsy io manana fotoana ho azy manokana io hikarakarany vatana.
Idée cadeau 🎁 : Tenue de sport, accessoires de sport, na complément alimentaire Eric Favre izay hita eraky ny pharmacie (ohatra hoe Collagen, vitamines, whey…), abonnement salle de sport…
Atoseho izy dia motiver-o 😉
Paramad
L'Usine Fitness & Boxing
Francia Randrianarisoa
Tohin’ilay Leg day be omaly 🤣 Ho an’izay mieritreritra hoe rehefa misy courbatures dia tsy mahazo mandeha mikotrana fa maka aina : Tena maka aina tokoa ve no atao ? Raha tsy afaka ilay courbatures izany raha tsy après 2 na 3 jours, dia tsy handeha ? Dia avy eo lasa mihakamo ? Dia manao exo hafa indray dia courbatures indray 😆
Raha ohatra ianao ka afaka mbola mihetsika normal fa fotsiny hoe mahatsapa somary enjana, dia aleo ihany manisy kotrana maivana. Tokony hoe mihena aza iny sensation de raideur iny après échauffement. Aleo manao séance légère na modérée dia mi-accélérer ny récupération amin’izay.
Marary io e, fa mizatra kely 😂 Fa tandremo ihany ny piège ho an’izay manao mafy foana anefa.
Tu veux perdre du gras ET construire du muscle ?�Alors arrête de vouloir “juste perdre du poids”. 👀
Ce qu’il faut vraiment faire :
* Manger assez de protéines 🍳
* S’entraîner avec intensité 🏋🏽♀️
* Dormir correctement 😴
* Être PATIENTE
* Arrêter de changer de méthode tous les 4 jours 😭
Oui, ça prend du temps mais il faut juste continuer même quand les résultats ne se voient pas encore dans le miroir.
Mais crois-moi : un jour tu regardes une vieille photo… et tu réalises que tu es devenue cette personne que tu essayais d’être ✨
Afaka atao tsara mihitsy ny mikarakara vatana sy mikarakara finamanana anaty kotrana 😆 Sa ahoana hoy nareo ?
Afaka hanaovana toerana rendez-vous tsara nie anaty salle de sport e. Sady misy kafe sy dite ao 😉
Gemini Gym and Wellness
12/05/2026
Lock in together ❤️
: Where excuses go to die 🔥
Ilay any amin’ny faran’io video io, raha nisy varavarana teo aloha teo dia efa nitohy nivoaka tany iny olona iny 😂 Rehefa manao sn**ch dia tratra an’izao foana.
Nareo koa ve efa misy mouvement hoe fataonareo foana nefa tena hoe ohatrany tsy mety na hafahafa foana ny manao azy ? 🤭
En ce moment, le crossboxing me fait un bien fou : ça brûle du gras, ça booste mon cardio… et j’adore ça.
Strong is feminine - Twinsb_fit
L'Usine Fitness & Boxing
Sa mbola misy tsy mikotrana ambony izany mihitsy ve ?
Gemini Gym and Wellness
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Contact the business
Telephone
Website
Address
105