06/06/2026
Aza adino ny fotoanantsika isaky ny SABOTSY hariva .
Vatana mihetsika=vatana Salama!
Ento ny akama😏
KRULAIR FITNESS ALASORA AMBODIVOANJO.
Rythme, mouvement et joie de vivre !Bienvenue sur notre page Zumba Fitness Andry Ratobison 🎶
06/06/2026
Aza adino ny fotoanantsika isaky ny SABOTSY hariva .
Vatana mihetsika=vatana Salama!
Ento ny akama😏
KRULAIR FITNESS ALASORA AMBODIVOANJO.
06/06/2026
03/06/2026
Anio Alarobia 03 jona hariva.
ZUMBA FIT DANCE 😚😘
Lieu KRULAIR Alasora by Pass.
N.B: izay tonga manao séance anio mahazo séance gratuite @ Sabotsy izao.
Tongava hiaraka, kotrana mafana ❤️
30/05/2026
ANIO HARIVA ! ny RDV
ZUMBA SPÉCIALE FÊTE DES MAMANS 💪💪. TONGA DAHOLO HAKA BIKA, HAKA BAHANA AVANT FETY RY NENY A 😚😏❤️❤️
KRULAIR BY PASS ALASORA
TARIF
SÉANCE 10.000AR.
29/05/2026
Mitazona hatrany ny hatanoràna rehefa mampihetsi batana 💪💪
tongava mikotrana.
MI BIKABIKA
ZUMBA SPÉCIALE FÊTES DES MAMANS !
SABOTSY 30 MAY hariva.
SALLE : KRULAIR ALASORA AMBODIVOANJO
Tapakila (billet); 10.000ar.
PLACE TRÈS LIMITÉE ❗
📞0330155267
27/05/2026
FOTOANA MANOKANA HO AN'IREO RENY MILA MI BIKA BIKA , MIKOTRANA.
SABOTSY 29 MAY 2026 Hariva.
ZUMBA FÊTES DE MAMANS !
Toerana voafetra .
Tapakila efa afaka jifaina tompoko.
📞0346435323
27/05/2026
Manasa antsika rehetra @ fanokafana fanombohan'ny Séance de Zumba ,groupe isaky Sabotsy manomboka 4ora30.
toerana : KRULAIR FITNESS ALASORA AMBODIVOANJO.
📞0346435323/ 0330155267
23/05/2026
Sabotsy 23 May .
KRULAIR by Pass Alasora
Mihaona hiaraka hikotrana Zumba hatrany isika! Tongavasoa izay te hanandrana ambiansy kotrana milay 😘
0330155267
| Monday | 08:30 - 17:00 |
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |