02/06/2026
Ity ary Ilay jeux antsika e ✨
🎁 Olona 3 bé izao no omena loka 🎁
Mahazo pack fikarakarana ato aminay izay voasarika. 😍
📌Tsotra kely ny conditions :
✅ Abonné eto @ page ianao
✅ Manasa namana 5 eo @ commentaire
✅ Partage @ groupe 3 misy anao
❌Tsy ekena ny compte fake sy verrouillé satria manjary tsy hitanay n'y partage-nareo ❌
Tirage : 08 juin 2026 à 19h 🥰
Goo🎉🎉
01/06/2026
Tinareo ve raha ampiantsika Jeux eto amin'ny Pejy ? 🥰
Aza miala alavitra an 🤍
01/06/2026
💇♀️✨ Nahoana no misafidy anay ?
Satria ny coiffure dia tsy resaka volo fotsiny, fa resaka fikarakarana sy fahatokisan-tena ihany koa.
🌸 Asa atao am-pitandremana
🌸 Finition madio sy voakarakara
🌸 Fandraisana am-pitiavana
🌸 Style mifanaraka amin'ny filanao
Ny tanjonay dia ny hampahatsapa anao ho tsara tarehy sy matoky tena kokoa ✨
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana.
☎️: +261 32 38 220 74
30/05/2026
Eh ! ‼️
Ilay pack fête des mères anie à partir de 15.000 ar fotsiny eh ? 😲
Ouiii ✨
Détails ao amin'ny commentaire. 📩
30/05/2026
Te hanana zavatra miavaka ? 🤔
Tsara kalitao nefa tena mora 😲
Ireto misy collier inoxydable ✨
Tout à
🛍️ 5.000 ar
Tena oe mora zareo an ❤️❤️
☎️: +261 32 38 220 74
Afaka miditra mp avy hatrany 📩
Livraison partout à Madagascar ✈️
27/05/2026
Un grand merci à Valisoa Nomenjanahary, Olivier Leo Ramampionina, Jean Adrien Pind'roch, Fitahina Ezra
pour tout votre soutien ! Félicitations, vous êtes des super fans en série 🔥 !
27/05/2026
💐💇♀️ OFFRES SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 💇♀️💐
Satria mendrika ho tsara tarehy sy hokarakaraina ny reny rehetra 🩷✨
Ho fankalazana ny Fête des Mères dia misy offre spéciale ato aminay 💖
🌸SPÉCIALE PACK FÊTE DES MÈRES 🌸
🛍️ PACK I : 15.000 ar monjaaa !! ❌
- Soin
- Brushing
- Finition steam
- Épilation sourcils / Duvet / aisselles
🛍️PACK II : 15.000 ar monja !! ❌
- Soin
- Brushing
- Finition steam
- Pose vernis
🛍️ PACK III : 20.000 ar monjaa !! ❌
- Soin
- Brushing
- Finition steam
- Pose faux ongles
🌸 Promotion spéciale mandritra ity semaine ity ihany ✨
Asehoy amin’i mama ny fitiavanao azy amin'ny alalan'ny fikarakarana azy. 😉😘
📌: Ambohitsoa Terminus 139
☎️: 032 38 220 74
📩 : Mp ihany koa raha hanao réservation
Tongava fa ataonay afa-po ianareo.. ❤️❤️
Raha mitondra namana ianareo dia mbola mahazo réduction 😱😍
Aza adinoina ny manaraka ny Pejy fa ho avy ny tolotra maro samihafa izay tsy ahafoizanao anay ! 😘
25/02/2026
Envie de changer de tête ou de chouchouter vos mains ? Découvrez nos prestations de qualité à prix doux :
✨ Onglerie (Pose vernis, faux ongles, pédicure...)
✨ Coiffure (Coupe, Brushing, Balayage...)
✨ Épilations & Soins
📍 Ambohitsoa terminus 139
📞 032.38.220.74