Zany ary ny TANTELY eee🤣🤣🤣
TMBA
We are the best
11/05/2026
Assurance ARO TOURNOI 2026
02/05/2026
NY ANDROANY RM1
30/04/2026
HO FANATSARANA NY FIKAMBANANTSIKA DIA IRETO NY VOKATRA KA RAHAMPITSO NO AHITANTSIKA AZY ENY ANKIANJA
18/04/2026
18/04/2026
SOAVINA ANTSIMONDRANO TOURNEMENT
13/04/2026
Miarahaba atsika rehetra 🙏🙏🙏.ampanjana sy ampahamendrena hatrany no mbola hiarahantsika ato anatin 'ny fikambanana. ISIKA dia mbola tsy CLUB fa nisy ny lamina niarahana fa misy ny mpandrindra ny FIKAMBANATSIKA. NY tiana ahatongavana dia tenerana hatrany ny zavatra tokony hataontsika ka nisy ny toutnois t@ asabotsy teo dia nisy ny mpikambana no nanentana fa misy tournois etsy ANALAKELY. NY MPANDRINDRA ny CLUB anefa rehefa nantsoina dia oe eny ankazotokana dahlo fa mbola tsy vonona isika fa tokony hanomana ny @ lay 18 / 04 izao , na izany aza dia nisy ihany ny rahalahy tonga nisolo tena ihany tany ( tsy manome tsiny anareo izahay ) fa ny tiana ambara dia aleo mifampilaza sy mifampiera hatrany satria lasa mizara2 isika. Ny faharoa dia RAHA MISY ZAVATRA TSY METY ATAON'OLONA DIA ALEO MIFANAZAVA FA MARINA NY TENY NTAOLO OE NY FO RANO MAFANA . Mirary soa sy fifaliana ho atsika rehetra. @ asabotsy izao mihaona . SAMIA HO TAHIAN' ANDRIAMANITRA🙏🙏🙏🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo