Classic Gym

Classic Gym

Share

Salle de sport pour remise en forme et perte de poids. Lieu : Alakamisy fenoarivo prés de lycée privée Manohisoa Ambohimasina (route vers Cur Vontovorona).

Photos from Classic Gym's post 26/07/2026

Allô! Azafady masera fa saika anontany aminy se am sera miserana kely dia …🥶vazivazy daholy zany zany ry reto fa zany alo ny tantely a💪🙏💋

Hoasintsika machine vaovao fambolena paiso🍑bomba be ndray ve ato aminy tanana sa akory ??

Asio commentaire ary ty pub ty hoe (mila 🍑grave ) de ra betsaka ny micoms dia ampidiritsika aminy mardi hoavy zao ny matosy ary 🔥🙏💪

Aza adino ny miabonné ny page tsika an🙏🔥

Ndao ary ikotrana na dia ho any fahasalamana fotsiny ary🔥🔥

18/07/2026

Longe vie BaKi Hanma🔥🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁🎁

Photos from Classic Gym's post 18/07/2026

Eto isika dia irary ny soa sy ny tsara hoany COACH BAKI 🔥🎁Happy birthday enao COACH🙏💪

Photos from Classic Gym's post 04/07/2026

Salama tompoko ô!!!

Mangatsika ty ririn ty an 😂betsaka betsaka ndray ny kamokamo eto ikotrana fa lozana anafana fandrina ndray fa hoe aleo lo rahampitso☝️

Tsy mety an ny forme tsy azo aminy fatoritoriana an🥶

Zao ny tena fambolena azy de ijinja ianao rehefa ao afara kely ao🔥🔥🔥💪

É! ENAO IO🫵 ndao ikotrana na dia hoan ny fahasalamana ary💪👀

05/05/2026

inona ny vaovao??🤔

🥰ito ny vaovao👇🏼

📢Azon'i Malala Santatra ilay séances 5 gratuites 🏆

Izay malalao ihany mahazo, ohatran'ilay hoe izay mikotrana ihany no forme🥰💪🏻✨

Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara sy manaraka ny pejy.

Mbola be no ho sisa fa mazoto mandray anjara dia mibata vy💪🏼

Ho en forme be fona anie ianareo👏🏼👏🏼❤️

26/04/2026

Séances KADOO be!!!!!

Bonjour daholo isika rehetra 💪🏻

Tsy mijanona izany isika fa vomay andao fona alefa ny kotrana amin'ity ririnina ity😊

Andao ilalao kely indray e.

Conditions ahazoana séances bojo Dimy (5) be zao🥰
🔹Maka sary ato amin'ny salle miaraka amin'ny Tenu de Sport dia alefa ato amin'ny com's
🔹Partageo amin'ny groupes 3 ity publication ity📤
🔹 Mentionnéo ato ny namanao icoms hoe "MAMAY BE KOSA"👍🏼
🔹 Izay be react indrindra no mahazo ilay cadeau, invitéo ny namana anaraka ny page sady ijery anao forme be👏🏼

Izay fa miandry an'ilay sary izahay ah!!

❌❌Manomboka rahampitso no misokatra ny lalao dia tapitra amin'ny Alahady erin'ny Androany.

Ataovy miraradraraka ao daholo ny forme-nareo otran'ilay fahazotoana mikotrana🏃🏼‍♂️✨

Bon dimanche oooo🙏🏻

04/04/2026

Eeeeoooo mafana😅🥰🥰🥰🏃🏼‍♂️

Efa manomboka ho ririnina ilay andro fa alefatsika fona ny kotrana 💪🏻

🪩Mirary fety p***a sambatra ho antsika rehetra ah🎊💥
Amin'ny Talata indray miverina misokatra isika☺️💖



Photos from Classic Gym's post 01/03/2026

bonsoir ☺️ ! tonga ndray anay ô😋😋😋

tsisy resaka lava be fa tonga de uuhhhmmm🔥
ISO WHEY LAPERVA 1KG81 .🔥
WHEY PROTEINE MATRIX DENIS😋🔥 2KG68

MP PRIX🙏AFAKA MANAFATRA ZAY TINAO KO IANAO FA MIDIRA MP AMIN NY BaKi Hanma 💪

tena ilaina be ny proteine amin' ity taranja malala tsika ity🤤


efa misy ko ny tenu de sport maro be hoan 'ny ireo sipa manja kwely reo🔥😘

arao tsy tapakanary ny pejy tsika ary anomboka isy kilalao ande ato amin 'ny salle zay hazaona 5 SÉANCES GRATUITES 🔥💪

038.35.694.48 🔥

CLASSIC GYM ALAKAMISY 🔥

20/02/2026

ye dia ndao toko ary mo ko🤣🤣🤣😆

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Alakamisy
Antananarivo