09/09/2026
Betsaka ny manontany ny antony mampiavaka an’ilay DIFFUSEUR AMIDY ATO AMINAY :
💨 1. Manamaina haingana sady malefaka(Séchage rapide et doux)
🌀 2. Mitahiry tsara ny endriky ny boucles
(Préserve la définition des boucles)
✨ 3. Mampihena ny frisottis
(Réduit les frisottis)
🌸 4. Manome volume tsara tarehy
(Apporte du volume)
🔥 5. Misy réglage hafanana 3
(3 réglages de chaleur)
➡️ Afaka misafidy ny hafanana mifanaraka amin’ny karazana volonao sy ny filànao.
💎 6. Maivana ary mora ampiasaina
(Léger et facile à utiliser)
➡️ Mora tazonina ary mety amin’ny fampiasana ao an-trano na amin’ny salon
🌿 7. Mety amin’ny karazana volo maro
(Pour tous types de cheveux : bouclés, ondulés et texturés)
➡️ Indrindra ho an’ny cheveux texturés :bouclés, ondulés ,frisés , crépus mba hahazoana définition sy volume tsara kokoa.
🖤 8.Misy accessoires 3
(Buse fine • Buse large • Prise murale)
➡️ Afaka manova ny embout arakaraka ny style sy ny vokatra tianao.
💛 Ny tanjona :
Hamainina • Hamaritra • Hiaro • Hanome volume
( Sécher • Définir • Protéger • Donner du volume )
🔥 DIFFUSEUR PROFESSIONNEL – 400.000 Ar
📍 Toerana fakana : Ankazomanga
🛵 Livraison azo atao eto Antananarivo
🚚 Mandefa any amin’ny faritra
📲 contact:0388488627
Aza adino fa ho isy vente flash 325000 ar tsy ho ela ,araho tsy tapaka ny pejy
SINDY SIGNATURE CURLY — Ny tsiambaratelon’ny belles boucles naturelles