25/04/2026
π₯ DEMI FINAL
Aza hadino ny fotoanan-tsika ny Alahady 26 Aprily 2026.
Au Programme :
Match d'ouverture (FΓ©minin) Section foot ball fianarantsoa
8H 00
FC3A π MMFC - Maria Manjaka Football Club
10H 00
JSA Tsarafidy π AJESAI
π΄ DEMI-FINALE ALLER/ Championnat RΓ©gional PrΓ©miΓ¨re Division
12H 00
COSPN FIVE π ASUF FC - UniversitΓ© de Fianarantsoa
14H 00
Lion Football Club π Le Relais Sports
Paf : 2000 Ar
Tongava Maro hanohana ny Ekipanao
10/04/2026
πβ€οΈ
1/4 FINAL RETOUR
ππ€ TSARAOFANA vs π΄ LE RELAIS
dia tanteraho
fans
02/04/2026
Le Relais Sports π₯
LFBHM
Championnat Régional Prémière Division
QUARTS DE FINAL
Samedi 04 /04/26
Stade Ampasambazaha Γ 12H
Le Relais Sports π Tsaraofana Football
Iza no Ekipa tohananao?
12/03/2026
π° VITA ALOHA INY ILAY LALAO GOAVANA
π₯ NIEZAKA NIARO SY NANEHO LALAO AVO LENTA NY ROA TONTA
π ETO NY Le Le Relais SportsIA NY ElgElgeco Plus Fc MadagascarANOME TRAIKEFA NY EKIPA ZANDRY
MANANTENA IZAHAY ARY HIEZAKA HANOME NY SOA AVY ATY AMINAY FONA π₯π
π ISAORANA IHANY KOA NY FA RAHA TSISY ANAREO TSY TANTERAKA INY LALAO GOAVANA INY.
MIANDRY IREO GOAVANA NAMPANANTENAINAREO IZAHAY ππ.
π ATAMBATRA ETO AMBANY NY FISAORANA REHETRA π
π€ EKIPAN'NY Le Relais SLe Relais Sports STAFF , ZOERA , COACH , SNS ....)
π€ Ligue de FooLigue de Football Haute Matsiatra - LFBHM π€ Section foot Section foot ball fianarantsoa π€ Foot Fianara
Foot FianaraA ANTSIKA REHETRA MPANKAFY BAOLINA KITRA ETO FIANARANTSOA TONGA NANOTRANA OMALY ππ₯
β½ππ¨ππ π§ππ πβ½
Le Relais Sports 1 π 3 Elgeco Plus Fc Madagascar
11/03/2026
SCORE FINAL π₯
Elgeco Plus Fc Madagascar 3 β½β½β½
Le Relais Sports 1 β½ ( Achille ) p
11/03/2026
ASITSIKA EN DIRECT VE ILAY MATCH Elgeco Plus Fc Madagascar π Le Relais Sports AVY EO π
ππ COMMENTEO ARY RAHA ASINA ππ
11/03/2026
J - J
π’ ANDROANY ARY ILAY LALAO GOAVANA BE
π’ EFA AFAKA MAMANDRIKA TOERANA Aπ
π₯ EFA SAMY VONONA TSARA NY EKIPA ROA TONTA Le Relais Sports SY Elgeco Plus Fc Madagascar
πΈ AZA HADINO NY πΈ FA ANDROANY ISIKA NO HAKA SARY MIARAKA AMIN'NY
TORAKIZANY KOA NY EKIPA MALAZA ETO ATANANA SNS
π₯ HOENTO DAHOLO NY NAMANA AMANTSAKAIZA FA TENA BAOLINA KITRA GOAVANA IO π
π IO AMBANY AM SARY IO ORA SY FIDIMPIDIRNA
10/03/2026
J - 1
ARAKI'NY VAOVAO VOARAY DIA EFA ANDALANA NY Elgeco Plus Fc Madagascar ARY HIGADONA ETO ANTOERANA ANDROANY NY FIARAMANIDINA βοΈ MITONDRA AZY IREO π
MANAO FANAZARANTENA AO AMIN'NY IZY IREO ANDROANY ARY EFA AFAKA JERENA SAHADY FA TSY ANDOAVAMBOLA π
RAHA TE HIJERY KOTRANA LeLe Relais SportsINDRAY DIA ANDROANY @ 4 ORA AO AMIN'NY IHANY KOA π
π’ IZAY FA DE MIANDRY NY AHATONGAVAN'NY AMPITSO ARY EEEE
π₯ TOHANO NY ATEGNA FA NY ANOLO TSA HO OMENY π
βοΈβ½π ππ§ππ ππ ππππβ½βοΈ
Elgeco Plus Fc Madagascar π Le Relais Sports
πMercredi 11 Mars 2026
πA 14H00
ποΈStade Modernes | Ampasambazaha
π£ Vidim-pidirana : 2 000Ariary
Elgeco plus
09/03/2026
J - 2
Elgeco Plus Fc Madagascar π Le Relais Sports
08/03/2026
IZA DAHOLO NO EFA MIANDRY ANILAY LALAO IHAONANA AMIN'NY ELGECO PLUS IOπ
MBA ASIO PRONOSTIC KELY WE π
COMS ARY EE ππ