Nji ve tsy mikotrana dia mitetika hahazo B.B.B (Boss no Bogosy sady Bokona )
Södy anandrana ikotrana ihany ary 😁🤣
Strong Muscle 104
Salle de sports et de remise en forme
Menena-tena :
Tsy ny mihinambary no fahotana
fa ny mihinana manantombo araky ny tokony ho izy💢
💢CONTRAT FA TSY ABONNEMENT
Hafa kely dia mba zaraina:
- Aty ivelany tsy mandoa vola isaky mikotrana na isambolana fa tonga dia MANAO SONIA CONTRAT taratasy
💯Hoe ikotrana heritaona farafakeliny ao salle toy izao miala avy hatrany bancaire anao isambolana ny vola
🤭Na ikotrana enao na tsy ikotrana, na marary enao na tsy marary, na indraipa na intelo isambolana dia aloa foana ilay vola (ty mahakamo aminy
Zay ngamba mahatonga le salle aty tsy mety maty 🤣
Mahatsara azy tsy misy vola taratasy na vy tantanina na mivezivezy ao salle na kely ary
🥇Ahoana fahitantsika azy? Sa le antsika ahoana ihany? Tsy mety amintsika malagasy ilay izy eee??
10/03/2026
Ny ilany fotsiny mihetsika ny ilany mbola mizesta,
Ahodony aholany,
Any izanyyyyyyyy😁
💢Manao ny asany sy mamoaka vokatra tsara ihany ilay salle kai hono 😋
Enao sisa andrasana sa mbola miandry fanendrena praiministra 😂
02/03/2026
👥: Ilay sakafo mihintsy no tsy vitako kotrana anie ee dia izay indray no ialana bala aan
✅Tsy aleo ve farafaharatsiny mikotrana kely mba mikoriana tsara ny rà,
✅Tsy eleo ve farafaharatsiny mikotrana kely mba mihetsika ny nofo tsy hiena am-pitoerana aloha be rehefa hiroso ny taona
✅Tsy aleo ve farafaharatsiny mikotrana kely mba tsy hararirary ny vanintaolana nefa mbola oviana vao tena ho antitra lehibe
✅Tsy aleo ve farafaharatsiny mikotrana kely mba ilamina tsara ny Hormones mba tsy ikorotana ny "REGLES", mora isaina 🤭😁
💢Tsy mbola nisy maty antoka nanetsi-batana eee
Debutant 06-12 sem
Lun: Full-body
Merc: Full-body
Vendr: Fullbody
20/02/2026
🚨Tsy ilaina ny mikotrana...
📝Fahasalamana indroa isakerinandro
🦠Te ho forme : 3-4 fois par semaine maximum
🛑Tsy ilaina ny mikotrana mihoatran'ny in-4 isakerinandro raha olona NATUREL, izay midika hoe olona TSY MIHINANA "COMPRIMÉ" na "MITSINDRONA" ANABOLISANTS (avy ety ivelany ampidirina mankany anatiny, sy izay mitovy2 aminy)
💢Proteines VOVOKA, Zinc, BCAA, MAGNESIUM, CREATINE, OMEGA-3, MULTIVITAMIN..>>>tsy ANABOLISANTS, tsy Dopage, tsy Steroides ireny
🎈Tena mikotrana tsara dia hajaina tsara foana ny REPOS
😁Raha hoe ampiaraka aleha any salle tsy maninona na impito isakerinandro aza 🧑🦯
18/02/2026
🎈Fa maninona misy mora bokona, maninona misy miteny hoe sarotra fenoina, fa maninona misy miteny hoe tsy mety mibotsina le vody...
💢Misy fiatraikany eo MUSCLE ny efa FIRAFITRY NY VATANA ARA-BOAJANAHARY
🚨TSY AFAKA AKISAKINTSIKA ny Firafitry ny TAOLANA, fipetraky ny nofo, fanirin'ny NOFO
📝OHATRA: tsy afaka ho hofahozintsika ny TAOLANA TIBIA (eo ), izany hoe tsy misy ASTUCE manokana atao atao be ranjo be na hanao MOLLET ho atao indimy isakerinandro aza😁
(Toy izay daholo, Clavicule epaules, Taolambody mivelatra sy mitsoko, sandry sns)
💢Tsy voatery sakana 100% anefa io fa io no mila FAHAIZANA NY EXO "ADAPTÉ" kokoa ny vatanao
💢Raha ilay mikotrana mba ho forme2 fotsiny tsy dia "maninona eny ihany" 😁 fa rehefa sehetra ambony, , COMPETITION BODYBUILDING ohatra dia zavatra ngeza be iray ny INFLUENCE NY MORPHOLOGIE, ANATO-MORPHOLOGIQUE 🚶
⭐Manana tombony foana ireo TSARA MORPHOLOGIE
FITONDRANA SERVIETTE MIKOTRANA:
✅Fanajana ny hafa
⛔Tsy aingitraingitra
"Machine "
Ireto misy karazana afaka atao kilalao ity, miaraka fomba fanaovana azy ✌️
Ampiasao dia karakarao 🦵💪🫴
15/01/2026
🟩 Hypertrophie musculaire no resaka [volume musculaire (habehany) avy amin'ny fitombon'ny fibres musculaire], ilay manabokona raha fiteny mahazatra tsorina ...
🎯Squats lasa tsy ampy Amplitude, tsy tafidina ambany,
🎯Elevation laterale, lasa mampiasa Trapeze sy manosika valahana,
🎯Tirage dos horizontale sy verticale lasa mampiasa epaules ambony be sy bras,
🎯Row machine misintona miainga be ny epaules sy bras dia ireo misintona azy,
🎯Press Cuisse tsy ampy Amplitude fa tapany kely zara fa midina,
🎯 Extension triceps à la poulis, epaules daholo manindry azy,
🆓💯Inona koa no mbola matetika mpiseho? Ataovy ao commentaire raha mbola mahita nareo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Ambatolampy
104
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 20:00 |
| Tuesday | 06:00 - 20:00 |
| Wednesday | 06:00 - 20:00 |
| Thursday | 06:00 - 20:00 |
| Friday | 06:00 - 20:00 |
| Saturday | 06:00 - 18:00 |