24/10/2025
Tairo fa asian-tsika kilalao eto mba hialana voly kely, ny afaka mandray anjara @ ilay kilalao dia izay efa abonnรฉs ato @ page iany, ka araho hatrany ny page tsika fa ho lacentsika rahatoka matratra 500 abonnรฉs isika ka entano ny namana mba iabonne ny page
14/10/2025
Avotsoro zay himenomenona fa isika lasa ihany refa miaraka amin'ny Me pass
Ny 1mec fa eho eho amin'ny 5$๐ ary za matoky fa mbola hiakatra fona ny valeur nio ka aza tara atsika , io ny lien๐
https://i.mec.me/?c=nkmx5wlt de aza adino ny code d'invitation azona 1Mec bonus en๐ฐ๐
Code d'invitation azona 1Mec nkmx5wlt,
Tuto d'inscription :https://www.facebook.com/100090180249184/posts/763802666635735/?app=fbl
10/10/2025
Mitady asa ahazoana 15 000Ar isan'andro ve enao amin'io finday antananao io, mandefasa MP aty amiko aingana
01/10/2025
d'inscription Me pass
ARAHO HATRAMIN'NY FARANY FA METY MARO NY MBOLA TSY MAHAY, DE AZADINO NY MIABONER NY PAGE TSIKA FA MBOLA MARO NY ZAVATRA HO ZARAITSIKA ATO
ITY lien idirana ra vao hiditra anao Me pass: https://i.mec.me/?c=nkmx5wlt
Ity ny conde invitation azoana bonus: nkmx5wlt
De mazotoa daholo๐ฐ๐ฐ
11/07/2025
Ry tanora havana, efa naheno anโilay app Me Pass ve ianareo?
Androany no fotoana hanombohana manova ny finday ho lasa fidiram-bola ๐ธ๐ฑ
Aza adino fa aminโny findainao fotsiny dia afaka mahazo bonus sy valisoa ianao, aminโny fomba tsotra sy maimaimpoana! Tsy mila vola be, tsy mila mahay be. Ampidiro dia mandeha! ๐
๐ก Ahoana no fandehany?
1. Tsindrio eto โก๏ธ https://i.mec.me/?c=nkmx5wlt
2. Misoratra anarana ao amin'ny Me Pass
3. Rehefa angatahina ny kaody fanasana, dia ampidiro ity: nkmx5wlt
4. Mahazo bonus avy hatrany ianao rehefa tafiditra!
โ
Azonao ampiasaina amin'ny fialam-boly
โ
Afaka miditra challenge sy valisoa isanโandro
โ
Mety tsara ho anโireo tanora liana aminโny zava-baovao sy miaina aminโny teknolojia
๐ฅ Raha mitady fidiram-bola fanampiny ianao na tia zavatra mampientanentana amin'ny finday, dia aza tara โ tongava amin'ny Me Pass dieny izao!
Tsarovy:
๐ Lien fidirana: https://i.mec.me/?c=nkmx5wlt
๐ Code fanasana: nkmx5wlt
Aza avela ho very fotoana fotsiny amin'ny scroll, andramo izao dia ataovy mahasoa ny fotoana sy findainao.
Izay mitady mahita. Izay mihetsika mahazo.
22/12/2024
๐ธ๐ฌ Singapour, firenena manana ny isan'ny mpanapitrisa be indrindra (raha oharina amin'ny mponina) 1/5 dia mpanapitrisa.
๐ Singapore no manana fifandraisana Internet haingana indrindra eran-tany.
๐ Manana zotram-piaramanidina faharoa tsara indrindra eran-tany izy.
Izy no firenena voalohany indrindra eran-tany amin'ny fampianarana matematika sy siansa, ary manana ny ambaratonga ambony indrindra eran-tany.
๐ Ao no misy ny hotely lafo indrindra eran-tany, ny Marina Bay Sands. Manana efitrano 2 600 sy rihana 55 ao anaty tilikambo lehibe izy io, ary ny sandany (anisan'izany ny tany) dia 8,8 lavitrisa dolara (intelo heny noho ny sandan'ny Burj Khalifa sy ny taniny). Tsy ny trano fandraisam-bahiny lafo indrindra ihany, fa ny tranobe lafo indrindra eran-tany taorian'ny tetikasa "Abraj Al-Bait" ao Arabia Saodita.
๐ Izy io koa dia manana tranobe tsara indrindra eran-tany amin'ny lafiny famolavolana, antsoina hoe The Interlace.
๐Izy no manana toeram-pambolena mitsangana mandroso indrindra eran'izao tontolo izao ary kodiaran'ny Ferris (toy ny any amin'ny zaridainam-pilalaovana) izay ahitanao ireo firenena manodidina!