FENEC FC Ivandry

FENEC FC Ivandry

Share

Page Officiel

FENEC FC⚽🐶

18/05/2026

📢Allô allô 📢
Ho fankalazana ny faha 5 taona nioren'ny école de FENEC FC dia miakaraka tournoi rapide jeux à 9 izahay.⚽Ka faly izahay manasana antsika club na école na ihany koa fikambanana handray anjara amin'izany tournoi izany 💪.

📅Izany ho tanterahina ny 06, 13, 20 ary ny 27 Jona ho avy izao
🏟️Izay atao ao amin'ny Kianjan'ny LTP Alarobia

📝Ny fisoratana anarana dia efa misokatra hatramin'ny 31 mai ho avy izany ny fara-fisoratana anarana.

❌Raha mila fanazavana fanampiny na koa te hisoratra anarana dia afaka mandefa hafatra miafina ato amin'ny pejy na miantso avy hatrany ny laharana finday etsy ambany.

Andao hilalao ,haneho firalahiana ambony kianja iray eh.🥰

Photos from FENEC FC Ivandry's post 21/02/2026

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tontosa soa aman-tsara ny fiarabana taona anay mpiakamba ato amin'ny FENEC FC💗
Isaorana ihany koa ireo Ray aman-dReny nandefa ny ankizy ary tena isaorana lehibe ireo ray aman-dReny nanaraka anay.
Ho fahombiazana sy fifaliana ho antsika anie ity taona ity💖 ho toa izay rehetra kinasa🥰
Alefaaaa Fenec aaaahhhhh

23/10/2025

« Seul le travail peut transformer un rêve en réalité. »–𝗖𝗼𝗱𝘆 𝗚𝗮𝗸𝗽𝗼

Efa elaela tsy hita fa Andao ndray ary,.. 🤗⚽
Isika rehetra iray, miaraka mananatratra tanjona, miara mandresy.
Nohon'ny kitra dia lasa mpirahalahy Isika. 💪Ndao tohizana 🤝

08/03/2025

Arabaina ny vehivavy rehetra oh 😍👸

24/02/2025

📍 Citation ⚽
"Il faut toujours croire en ses rêves même s'ils semblent impossible" LEO MESSI

Aza kivy❌ Tanterao ny nofinofinao ⚽🏆
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😇

19/02/2025

Manasa antsika rehetra ny Vondrona Mpanazava FLM 67 ha andao iaraka amizareo hilasy 🏕️🥰

Iza no ho namanay 🎉?? Iza no ho namanay 🎉🎊??
💛💚❤ Izahay vondrona mpanazava FLM 67ha dia manolotra ho an'i se Lasy sy"randonnée"ny 29-30mars 2025 ho avy izao.

🍀 Tarif : 30.000ar
👉Toerana Hilasina : Fofikri Ilafy
👉Randonnée : Rova Ilafy_ fofikri Ilafy

✅Inclus : transport, bouteille d'eau, sandwich, visite guidée du Rova Ilafy, ptit déjeuner

❌ Exclus: repas, besoins personnels, tente

⚽️Divers activités : grand jeux, takariva, afon-dasy, zumba,.......

🏕Aza adino ny tente ah!!!!! Mampanofa hiany koa izahay ho an'ireo izay tsy manana Sady mirary dia Mirary ny hofany😊

🍟Misy sakafo amidy aminy vidiny mirary hiany koa eny an-toerana.

✅Fiaingana: FLM 67ha ny sabotsy 29 mars 2025 aminy 8ora maraina

✅Fiverenana: FLM 67ha ny alahady 30 mars aminy 8ora maraina

✔Ao aminy fiangonana FLM 67ha ny fivarotana ny tapakila isakiny sabotsy sy alahady tontolo andro ary any amin'ireo mpikambana tsirairay.

✔ Misy toerana sy kilalao natokana ho any ankizy iany koa, Sady tsy andoavam-Mbola ah 🎉

✔ Raha mila fanazavana fanampiny na hanofa tente dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany 😉

Contacts: 0336314190/ 0388122080

17/02/2025

📍 Citation ⚽

"Le football est un jeu de passes, de mouvements et d'intelligence" XAVI

Mirary herinandro mahafinaritra ho anareo.💓

10/02/2025

📍 Citation 📢

"Le football est un sport qui nous fait vivre des moments inoubliables" TRENT ALEXANDER ARNOLD

01/02/2025

📍Citation 📢

"Le football est un sport magnifique parce que tout peut arriver." ANDRES INIESTA

20/01/2025

📍 Citation ⚽
"Dans le football comme dans la vie. Il faut savoir saisir les opportunités" ZLATAN IBRAHIMOVIC

Bonne journée 🥰💗

31/12/2024

🎉 Bonne année ❤️
Izahay mpikambana rehetra ato amin'ny Fenec FC Dia Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao🥰 enga anie ho taona Zina hoantsika rehetra ity taona ity, hitondra fifaliana hatrany dia ho tanteraka avokoa izay rehetra kinasa😘

📍 Mbola eto fona izahay ary vonona ny hanome ny tsara hatrany, koa aza adino ny manaraka ny pejy♥️
⚽La vie en rose avec FFC

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Ivandry
Antananarivo