Porte badge 🫶🏼
Ohatrany ahoana ny mamoha anilay porte badge? Antonona carte, permis ve?😁
Ity video ity ny hamalianay azy ary😍
Mijereva finaritra oh😁🩷
Uni-Goods
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Uni-Goods, Sports, Ankadifotsy (entre RAFIDISON et OKLG), Antananarivo.
Bienvenue chez 𝐔𝐍𝐈-𝐆𝐎𝐎𝐃𝐒
📍Antanimena: Immeuble "LE HUB" au 2ème etage box 301 (près de Verovero)
••• 𝑂𝑟𝑖𝑔𝑖𝑛𝑎𝑙𝑖𝑡𝑒́ | 𝑆𝑡𝑦𝑙𝑒 | 𝐸́𝑙𝑒́𝑔𝑎𝑛𝑐𝑒 •••
📞 0341634664 (Whatsapp)
Faly mandray anareo izahay ato amin'ny boutique 🤝, misokatra Lundi au Samedi izahay aaah!😉
Tongava maro 🏃
📍 Boutique: Antanimena immeuble "LE HUB" (prêt de verovero) 2ème étage - box 301
📞 0341634664 (WhatsApp)
05/09/2026
Porte Badge Foot😍🩷
Ireo ny modèle disponible, efa misy efa vitsy sisa fa araraoty😍
Tohizana promo 10.000ar foana pandrapatongan’ny Arrivage manaraka😁
🌸 Boutique : Antanimena Le Hub, près de Verovero 🩷 2è étage, box 301🩷
🚲 Service de livraison à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🩷
🌴 Envoie Province Possible
04/09/2026
Sablier ⌛️
Izay vao tonga ny arrivage tamin’ireto😍
Sady disponible daholo ny couleurs rehetra niandrasanareo🥰
Ilaina kely foana ny sablier hijerena ny minute anaovana zavatra iray, na devoir an’ny ankizy; fandraisana olona, temps d’attente sns🥰
Misy 5 - 10 - 15 - 20 - 30min⌛️
4 couleurs disponibles 🩵🩷💜💚
Boutique : Antanimena Le Hub, près de Verovero 🩷 2è étage, box 301🩷
🚲 Service de livraison à partir de 3.000ar à 6.000ar selon le lieu🩷
🌴 Envoie Province Possible
04/09/2026
Porte Badge Fleuri 😍🌸
Ireto sisa ny modèle disponible de suite ho anareo izay liana couleurs fleuri🩷
Tohizan-tsika prix 10.000ar foana ihany izy aloha anh😍
Afaka atao livraison • afaka atao récupération aty amin’ny Boutique ihany koa🥰🩷
• Boutique : Le Hub Antanimena akaiky ny Verovero • Box 301 (2è étage)🩷
03/09/2026
Tonga ilay fotoana😍
Ela niandrasana ka tonga amin’izay ary izy ity🥰
Hisokatra rahampitso ny Boutique vaovao, eny antanimena ihany fa niova toerana kely fotsiny sady mora hita🥰🩷
Juste akaiky ny Verovero misy an’ilay immeuble dia 2è étage ao no misy anay🩷
Sady mbola ajanonay en Promotion 10.000ar daholo aloha ny porte Badge pandrapa tongan’ny Arrivage fa araraoty🥰🩷
9h à 17h non stop zahay ao foana😍
Tongava maro🩷😍
28/08/2026
Annonce !!!😍🫶🏼
Faly kely za milaza aminareo hoe nahazo Local vaovao isikaa🥹🩷
Noho ny fahasoavaNYsy fitantanan’Andriamanitra dia ato indray isika🩷😍
Miezaka hatrany zahay manome ny tsara ho anareo mpanaraka ny Page🥹🩷
Ankamantatra kely ary hoe aiza ary Local misy anay vaovao ito?🥹
Efa hisokatra tsy ho ela zahay 🩷
26/08/2026
Rahampitso sisa🥹
Rahampitso sisa zahay no mivoha ao amin’ny boutique Ankadifotsy Antanimena 🥹
Misaotra anareo teo nandritra an’zay 6 mois be teo anilanay🩷
Mitohy foana ny Vente, araho tsy tapaka ny Page fa hizara zavatra tsara be ho anareo foana zahay😍
Afaka mbola tonga eny amin’ny boutique ianareo rahampitso manararotra Promo faraparany, 10.000ar/1 amin’ny porte badge🩷
Tongava maro😍
25/08/2026
Accessoires Stanley🩷😍
Arrivage antsika amin’izao ireto mafatifaty kely ampiaingoanareo an’ny Stanley anareo ireto😍
Photo réelle daholo ireo dia ireo amin’ny sary ireo ny composition Lot iray😍
Prix : 25.000ar😍🩷
Iza amin’ireo ary couleur mety amin’ny Stanley anareo?🥰
Tongava message privé raha misy mety🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ankadifotsy (entre RAFIDISON Et OKLG)
Antananarivo