15/05/2026
Arabaina ianao Antso Gonzalô Antso Mirah 🎊🎉💪 Mirary soa🙏
tsy mialon-jafy
15/05/2026
Arabaina ianao Antso Gonzalô Antso Mirah 🎊🎉💪 Mirary soa🙏
Mankasitraka daholy🙏💪⚽💕
07/05/2026
Zandry Gasy FC
🙏🙏💪⚽⚽
22/04/2026
Ilay anisany zoky fitaratra sy maheri-fo ato anatiny hatramin'ny niforonana ka hatramin'izao.
Faly miarahaba anazy isika eto amin'ny Mirary ny soa sy ny tsara ho azy hatrany MBA ho lava Andro hiainana sy ho Tonga amin'ny tanjona ambony indrindra izay ho tratrariny sy kasainy ho atao.Dia mirary fahasalamana ho azy hatrany MBA ahafahany manantanteraka ny adidiny ato amin'ny
Amin'izao tsingerintaonany izao dia hirary soa azy isika rehetra🙏🎊🎉
12/04/2026
Arabaina amin'izao tsingerintaona nahaterahan'izao🙏🎊🎉
Mirary soa sy fahombiazana hatrany izahay équipe manontolo🎊🎉
26/03/2026
Faly miarahaba an'ny Rapha Buffon ihany koa amin'izao fitsingerenany taona naterahan'izao.Mirary n'y soa sy ny tsara ho azy izahay eto Zandry Gasy FC sy ny rehetra.Tongava amin'ny ambony indrindra dia ho lava velogno
25/03/2026
Faly miarahaba an'i Finoana dit "Cavani" amin'izao tsingerintaona nahaterahan'izao🎊Mirary soa sy ny tsara ho azy ny eto am sy ny rehetra.Tongava amin'ny tanjona izay hiriana sy izay kasaina ho atao💪 Tahin'ny Jesosy manokana🎊🎉🙏💪
20/02/2026
Androany dia hirary soa an'i Mändå Nïåïnä Junįor dit "Mamii" amin'izao tsingerintaona nahaterahan'izao🙏Mirary soa anao izay eto amin'ny Membres STAFF,COACH, PRÉSIDENT sy ny équipe rehetra ato amin'ny Tongava amin'ny tanjona izay hiriana dia ho ambinin'Andriamanitra amin'izany rehetra atao.Tohizo ny fahendrena dia mitomboa talenta hatrany amin'ny Foot-ball.Mahaiza fenarana dia ho afaka BACC elah Rasefo ah😁🥳🎊??💪🙏
izahay eto amin'ny Club ZandryGasyFC dia mirary taona zina feno fahombiazana sy fahasalamana Ary fifaliana ho antsika🙏💪⚽
25/12/2025
Faly miarahaba antsika nahatratra ny fetin'ny Noely.Mirary soa antsika dia manaova fety sambatra daholo tompoko🎊🌲☃️🙏⚽♥️
04/12/2025
Dernier entraînement
Avant Match💪⚽