03/06/2026
🤝 TEAM BUILDING 🤝
Mifanohana.
Mifanampy.
Miray hina.
Mifandray.
Mampifanakaiky.
Ireo no soatoavina velomina sy hita mandritra ny Team Building iarahana aminay.
Satria ny ekipa matanjaka dia tsy mifototra amin'ny fahaiza-manao ihany, fa amin'ny fifampitokisana, ny firaisankina ary ny fiaraha-mientana.
✨ Manangana fifandraisana matanjaka.
✨ Mampitombo ny firaisankina.
✨ Mampivelatra ny fiaraha-miasa.
✨ Mampifanakaiky ny mpikambana ao anaty ekipa.
Team Building miaraka aminay: fotoana iray hianarana, hifaliana ary hifampaherezana ho an'ny rehetra. 💪
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
03/06/2026
⭕TEAM BUILDING 🎤
MIANDRY CLIENT
25/05/2026
⭕TEAM BUILDING : ✨ ANDRO FENO HAFALIANA SY FIRAIKINA ✨
Faly izahay niara-niaina fotoana mahafinaritra niaraka tamin’ity fiangonana tena miray hina sy mavitrika ity androany 🤝💙
Efa fanintelony izao no niara-niasa sy niaraka nanao Building tamin'ny zareo ary tena mankasitraka indrindra izahay noho ny fahatokisana sy ny fiaraha-mientana hatrany 🙏
Ny fotoana tahaka izao no mampitombo :
✅ Firaisankina
✅ Fifankatiavana
✅ Fiaraha-miasa
✅ Hafaliana sy fahatsiarovana tsara
Mankasitraka indrindra tompoko tamin’ny fitokisana hatrany 💫
Manantena fihaonana manaraka indray izahay amin’ny hetsika mbola ho avy 😊
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
22/05/2026
🫰FIFANOHANANA
Ataovy ao amin'ny "Commentaire " ny asanao ,ny page misy izay ataonao ampiarao amin'ny capture na ny asa tadiavinao.
Dia ao isika no mifanampy.
21/05/2026
✨⭕ TEAM BUILDING 🫰✨
Tsikitsiky 😊
Hafaliana 😍
Firaisankina 🤝
Fiombonana 🫂
Fifankatiavana ❤️
Fiaraha-mientana
Izany rehetra izany no tena hita sy tsapa tao anatin’ny ekipa iray manontolo.
Fotoana tsy nanam-paharoa nampiray fo, nampitombo fifampitokisana ary namelona indray ny esprit d’équipe. 🔥
📍Ny Team Building dia tsy kilalao fotsiny…
fa fotoana hanamafisana ny fifandraisana sy hampitomboana ny hery iarahan’ny ekipa miasa. 💪
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]
18/05/2026
🫰VONONA FOANA REHEFA HO ANAREO🫰
✅ORAGNISATEUR TEAM BUILDING DE A à Z
☎️034 42 888 62
☎️034 91 899 48
📲Wattsap : 032 80 098 98
📧[email protected]