‼️ Ibrahima 👀. "Antsoiny foana aho isaky ny adiny roa 😅".
NB: Tafatafa niarahany tamin'ny mpanao gazetin'ny tany amin'ny volana septambra 2025.
Mpankafy Real
Pejin'ireo mpankafy Real Madrid eto Madagascar
02/06/2026
Arda 🔥. Nandray anjara tamin'ny fandresen'i 🇹🇷 an'i Macédoine du Nord omaly (4-0). Lalao fanomanana ny Mondial 2026.
02/06/2026
🚨 Ibrahima . Efa MIFAMPIRAHARAHA amin'ireo akaiky azy ny Madrid. Vaovao namafisin'i .
Milaza kosa fa efa vita ny fifandresen-dahatra, fa miandry ny fifidianana izay ho filoha ho tanteraka fotsiny ny tohiny. Efatra (4) taona ny fifanarahana eo amin'ny roa tonta.
Nandao ny Liverpool tamin'ny faran'ny taom-pilalaovana teo i Konaté (agent libre).
01/06/2026
[🚨 ] Davide 🇮🇹. Mpanazatra ny ekipan'ny . Roa (2) taona no fifanarahan'ny roa tonta.
01/06/2026
Jr 🔥. Namono baolina iray ⚽ sy nanao tolotra iray 🅰️ tamin'ny fandresen'i 🇧🇷 an'i Panama (6-2). Lalao fanomanana ny Mondial 2026.
Jr 🚀⚽🔥
31/05/2026
‼️ García. Miaraka manao fanazarantena amin'ny ekipam-pirenen'i 🇪🇸, mandrapandeha azy ireo ho any États-Unis.
NB: Tsy anatin'ny lisitr'ireo mpilalao 26 handray anjara hanao ny Mondial izy, saingy fiandry amin'izay sampona mety hiseho amin'ny ora farany.
31/05/2026
[🚨 ] Arda 🔥. Izy no voafidy ho mpilalao vao misandratra, na "révélation", nisongadina indrindra tamin'ny Ligue des Champions 2025-26 🏆
31/05/2026
✅ Al-Khelaifi sy Florentino nandritra ny lalao famaranana Ligue des Champions omaly.
Efa niravona tanteraka moa ny disadisa teo amin'ny Madrid sy , ary ireo mpiara-miombon'antoka aminy (EFC, sns)
31/05/2026
Achraf . Nahazo amboara Ligue des Champions miisa telo (3).
Madrid 🏆
🏆🏆
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101